Mitady namana malagasy.

341. cutie ( 13/08/2006 19:56)
non ka :lol:
342. mandrindra ( 16/08/2006 10:14)
misy horonantsary notontosaina beninois izay : "afrique paradis" no lohateny.
343. cutie ( 16/08/2006 19:23)
alefaso aza hojerena:lol:
344. mandrindra ( 18/08/2006 10:32)
andraso ary aloha hampidiriko ao anty milina ilay DVd
345. cutie ( 18/08/2006 20:07)
:lol::lol::lol::lol::-D
346. mandrindra ( 18/08/2006 22:09)
ka nanahoana no fijerinao ilay flim
347. cutie ( 18/08/2006 22:25)
tsy ratsy :-D
348. mandrindra ( 19/08/2006 08:52)
izany hoe tsy tsara koa izany
349. cutie ( 19/08/2006 21:21)
non ka :-D
350. bmw307 ( 20/08/2006 11:40)
fa ianareo ve tsimijary fa namana marobe ato ^ serasera io ka^^^^
351. mandrindra ( 21/08/2006 14:27)
ho an'i cutie :*:*:*:*, ary io tsara sa ratsy
352. cutie ( 24/08/2006 21:28)
tsara :*:*:*:*
353. mandrindra ( 25/08/2006 10:30)
tsara be รด(l):*:*
354. cutie ( 25/08/2006 20:43)
milay (l)
355. mandrindra ( 26/08/2006 19:57)
hafa ihany ny natiora e:wink::-D
356. cutie ( 27/08/2006 19:48)
natiora:roll:
357. mandrindra ( 28/08/2006 12:45)
natoraly, tsy mifangaro fa madio
358. cutie ( 28/08/2006 20:29)
(l)
359. mandrindra ( 29/08/2006 08:48)
fo madio tsy misy pentina
360. cutie ( 29/08/2006 19:37)
eny wa (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4918