Mitady namana malagasy.

321. cutie ( 01/08/2006 20:51)
:-D:-D:-D:-D
ka lasa fanina za
322. mandrindra ( 01/08/2006 20:57)
tandremo ary sao mianjera :lol:
323. cutie ( 01/08/2006 21:05)
mila mipetraka mitsy :-D
324. mandrindra ( 02/08/2006 20:34)
efa tafapetraka sao amantsara :wink:
325. cutie ( 02/08/2006 20:36)
ie
aiza aza za no mipetraka :wink:
326. mandrindra ( 02/08/2006 20:49)
eo ambony seza :-D:-D:-D
327. cutie ( 02/08/2006 20:50)
:-D:-D:-D:-D
non canape
328. mandrindra ( 02/08/2006 21:00)
seza ihany io amin'ny teny gasy :-D
329. cutie ( 02/08/2006 21:05)
sofa aza :-D
330. mandrindra ( 09/08/2006 11:42)
zah koa izany mba te hipetraka:°):°)
331. cutie ( 09/08/2006 11:47)
ndao, hiala sasatra :lol:
332. mandrindra ( 09/08/2006 21:20)
andao ary:lol:
333. cutie ( 09/08/2006 21:32)
de hijery film sa clip?:lol:
334. mandrindra ( 10/08/2006 07:04)
aleo horonanatsary e
335. cutie ( 10/08/2006 10:16)
fidio aza,de ataovy milay :lol:
336. mandrindra ( 11/08/2006 11:30)
ok ok :lol:
337. cutie ( 11/08/2006 18:06)
mianjy za :lol:
338. mandrindra ( 13/08/2006 11:44)
miandry an'ilay horonantsary ve?
339. cutie ( 13/08/2006 12:06)
ie:lol:
340. mandrindra ( 13/08/2006 19:37)
tsy le resak'hehy an'i prime aloha e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1794