Mitady namana malagasy.

361. malalatinasoa ( 29/08/2006 22:40)
(l) eny oa
(l), efa oe eny oa kou
:-D:-D
aleo itsoka sao bedy be eto:arrow:
362. cutie ( 29/08/2006 22:57)
:-D:-D:-D:-D
363. mandrindra ( 01/09/2006 10:38)
cutie, alaiko ho ahy io fa milay be :-D:-D:-D

malalatinasoa, fa iza no masiaka hibedy anao eo?
364. cutie ( 01/09/2006 15:43)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 01-09-2006 12:38:09
Lohateny : Re : Mitady namana malagasy.
cutie, alaiko ho ahy io fa milay be
\
alaivo :-D:-D:-D
efa ho akaiky ho tapak koa ny jiro ato :cry:
365. mandrindra ( 07/09/2006 14:35)
atolory kely angalako azy :-D:-D:-D
fa tsy avelako tapahin'ny jirama ity jiro ity raha tsy atolotrao ho ahy io :°):°):-D
366. cutie ( 07/09/2006 19:49)
tolory tanana:-D:-D:-D:-D
367. mandrindra ( 08/09/2006 12:17)
iny ny tanako fa vonona ny handray:-D:-D:-D
368. Fiffi ( 08/09/2006 12:37)
aleo hanaraka an'i malalatinasoa sao de bedy ato koh :arrow: :-D:-D:-D
369. mandrindra ( 08/09/2006 12:53)
hay i fiffi hiaraka amin'ny malalatinasoa an:-D:-D
370. Fiffi ( 08/09/2006 13:14)
miaraka hitsoka hoa ! :wink::-D:-D
371. cutie ( 08/09/2006 14:05)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 08-09-2006 14:17:53
Lohateny : Re : Mitady namana malagasy.
iny ny tanako fa vonona ny handray

:-D:-D:-D:-D ary ny fo ?
372. mandrindra ( 08/09/2006 14:09)
efa misokatra be :-D:-D:-D handray ny anao(l)
373. cutie ( 08/09/2006 20:04)
voatelina ao ny (l)-ko:-D
374. mandrindra ( 12/09/2006 10:46)
tsy vao maika ve tsara izany:wink::-D:-D
375. gille ( 12/09/2006 18:48)
salysaly
za mitady namana rah ohatra ka misy te hifandray amiko any.za loh zan de bande mbola mboss ary ny namana tadiaviko de ol @ ambaratonga ambony.adress ko:touve_ratims@yahoo.fr
376. cutie ( 12/09/2006 20:00)
mandrindra, ka lasa manana (l) double toi koa:-D
377. cutie ( 12/09/2006 20:01)
gille any California ve ny naman tadiavinao ?
378. mandrindra ( 14/09/2006 13:03)
cutie, fa angaha tsy iray ihany ny antsika :°):°)
379. cutie ( 14/09/2006 13:18)
mandrindra afangaro zany :°)
380. mandrindra ( 14/09/2006 18:54)
karokaroy tsara :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1596