Mitady namana malagasy.

301. cutie ( 27/07/2006 20:59)
de tohizo :roll:
302. mandrindra ( 27/07/2006 21:07)
viannio indray aloha ilay teboka telo e :wink:
303. cutie ( 27/07/2006 21:11)
mainty :-D:oops:
304. mandrindra ( 27/07/2006 21:17)
^^ maizina be รด :-D:-D
305. cutie ( 28/07/2006 00:08)
mainty wa:-D
306. mandrindra ( 28/07/2006 06:54)
tsy mahita n'inn n'inn mihitsy aho zany kle:-D
307. cutie ( 28/07/2006 19:40)
ka mainty no hitanao:-D
308. mandrindra ( 01/08/2006 19:05)
raha asehonao dia hitako :-D:-D:-D
309. cutie ( 01/08/2006 19:07)
in no aseho:-D
310. mandrindra ( 01/08/2006 19:49)
ilay mainty ka :wink::-D
311. cutie ( 01/08/2006 19:50)
ka efa mainty koa,in koa no aseho @ zany :-D
312. mandrindra ( 01/08/2006 19:58)
ny loko :wink::-D:-D
313. cutie ( 01/08/2006 20:02)
mena :-D
314. mandrindra ( 01/08/2006 20:06)
menamainty :-D:-D
315. cutie ( 01/08/2006 20:14)
avadika ho mainty njay ve :-D
316. mandrindra ( 01/08/2006 20:16)
afanagaro ka :-D
317. cutie ( 01/08/2006 20:25)
de tsara ve zany :roll:
318. mandrindra ( 01/08/2006 20:32)
any aminao daholo ireo loko ireo dia andramo e
319. cutie ( 01/08/2006 20:39)
tsy azoko :roll:
320. mandrindra ( 01/08/2006 20:42)
ka ianao ihany no nanolotra ny mainty sy ny mena ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5473