Mitady namana malagasy.

261. mandrindra ( 07/07/2006 14:17)
hay moa ianao mpaminany :-D:-D
dia tsy hikôzy amiko mihitsy zany:wink:
262. cutie ( 07/07/2006 17:46)
fa nahona za no tsy hikozy,za aza efa manoro be:lol:
263. mandrindra ( 10/07/2006 07:48)
aiza zany, iza izany :lol:
264. cutie ( 10/07/2006 18:00)
:-D:-D:-D
io ambony io e :lol:
265. mandrindra ( 13/07/2006 07:57)
tsy mety ho ambany angaha fa ambony foana :-D:-D
266. cutie ( 13/07/2006 11:39)
io ambany io njay aza e :-D
267. mandrindra ( 18/07/2006 07:36)
aleo aloha izaho hanoratra sao dia mba izaho ilay hoe io ambany io :-D:-D
268. sarobidy ( 18/07/2006 09:35)
hihihihi
269. mandrindra ( 18/07/2006 11:22)
inn zao no hihomehezan'i sarobidy eo ?
270. cutie ( 18/07/2006 12:18)
de lasa ambony njay zao :-D
271. mandrindra ( 18/07/2006 12:21)
tsy mitsahatra ny ambony ambany izy ity raha izao :-D
272. cutie ( 18/07/2006 12:25)
:-D:-D:-D:-D:-D
273. mandrindra ( 18/07/2006 12:29)
ampian'ny hafalina be izy izany an :-D
274. cutie ( 18/07/2006 18:11)
ampiaraho :-D:-D @le ambony ambany
275. mandrindra ( 19/07/2006 07:41)
toa tena milay be marina raha miaraka ireo an:wink:
276. cutie ( 19/07/2006 10:49)
de in no mety ho vokany :-D:-D:-D
277. mandrindra ( 21/07/2006 09:42)
:*(l):*(l):*(l):*
278. cutie ( 21/07/2006 12:20)
:*:*:*:*
hain'i mandrindra mitsy izy zany :-D
279. mandrindra ( 21/07/2006 12:28)
atao zay mety e :-D
280. cutie ( 21/07/2006 17:14)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2831