Mitady namana malagasy.

1. xxx ( 11/05/2006 19:08)
Mipetraka San Diego CA. Revy assuré. Midira eto dia hanoratako hafatra. Misaotra betsaka namaly. :-*
novalian'i bobby ny 15/10/2006 07:24
2. cutie ( 11/05/2006 19:26)
lavitra anay loatra any raha tsy zany :-D:-D:-D
3. xxx ( 11/05/2006 19:28)
Fa i cutie moa no aiza raha tsy mahadiso?
4. cutie ( 11/05/2006 19:32)
ohio:P
5. xxx ( 11/05/2006 19:33)
Lavitra marina! Tsy mahalala olona mipetraka SD-CA ve na SF? :wink:
6. cutie ( 11/05/2006 19:34)
mahalala:P
7. LazaRandri ( 11/05/2006 21:53)
kay ve i cutie eto akaiky eto e!
oops! ilay cutie anahako manokana io fa tsy cutie eto amin'ny serasera an! hahaha!
8. cutie ( 11/05/2006 22:27)
tsy azoko:roll:
9. LazaRandri ( 11/05/2006 22:37)
Mitady namana malagasy.
namana Malay-Gasy no hitako k. hahaha!
10. xxx ( 11/05/2006 22:52)
xxx andefaso hafatra za:wink:
cutie
11. xxx ( 11/05/2006 22:56)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 12-05-2006 00:08:18
Lohateny : Mitady namana malagasy.
Mipetraka San Diego CA. Revy assuré. Midira eto dia hanoratako hafatra. Misaotra betsaka namaly.

hummm misy accent nga ny keybord an'i xxx:-D:-D:-D
cutie
12. xxx ( 12/05/2006 05:04)
xxx cutie angaha tsy mahay ny antsoina hoe code ascii
é: alt 133
13. Fiffi ( 12/05/2006 05:06)
:roll:
14. soanja ( 12/05/2006 13:02)
xxx:

Lavitra marina! Tsy mahalala olona mipetraka SD-CA ve na SF? :wink:

Mahafantatra namana Malagasy vitsivitsy mipetraka any SF aho saingy mety tsy afaka alefako eto angamba fa afaka manoratra amiko amin'ity i xxx dia omeko anao ny anaran'izy ireo. Mahafinaritra be daholo sady mandray namana tsara. Izahay nitsangatsangana tany fa ekipa solida no nandray anay tany. soanjamirana@yahoo.com


15. cutie ( 12/05/2006 17:58)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 12-05-2006 10:04:04
Lohateny : Re : Mitady namana malagasy.
xxx cutie angaha tsy mahay ny antsoina hoe code ascii
é: alt 133

tsyhaiko zany :-D
16. fasaly ( 13/05/2006 02:48)
xxx: mitady namana malagasy ny loha-teny ny dinika , fangah moa ato am namana sersera misy vazà???:roll::roll::roll::roll: gasy aby reo fa anajaran'toi no misafidy e!:wink::-*
17. LazaRandri ( 13/05/2006 02:52)
sady misy gasy ato no misy vazaha, misy sinoa, misy afrikanina, misy malezianina. hahaha
18. cutie ( 14/05/2006 23:15)
gasy any aminy ngamba no tadiaviny:P
19. Fiffi ( 15/05/2006 03:22)
zah aloha gasy eh! :-D
20. mandrindra ( 15/05/2006 12:10)
cutie, fa aizailay any aminy e ? toa mahita hoe SF aho, any amin'ny Se Frera ve zaniiiyy ??? :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2115