Mitady namana malagasy.

61. mandrindra ( 19/05/2006 11:14)
fiffi, inn koa ty mody miptsapitsa dia toan'ny hehy tampoka ity? tandremo fa efa nomen'i cutie ny fampitandremana anie i fiffi tary ambadika tary dia mbola mamerina indray, maditra a, sady mafy sofina :-D:-D:-D
62. Fiffi ( 19/05/2006 11:17)
:oops:
63. mandrindra ( 19/05/2006 11:23)
:-$ :-*
64. cutie ( 19/05/2006 12:45)
hita fa te hanelingelina i fiffi de mody we :-D:{:{:{
mandrindra hifandimbiasana ny fahatarana ka, @ zay mifampiandry:-D:-D:-D:-D
65. mandrindra ( 19/05/2006 12:56)
efa samy tonga zany de lasa zao :D
66. cutie ( 19/05/2006 18:14)
ho aiza ntsika:lol:
67. fijo ( 19/05/2006 20:10)
fiffi an ndao hiala kely klo fa variana mifanolotra ireo
68. cutie ( 19/05/2006 20:29)
fijo :-D:-D:-D:-D
69. Fiffi ( 21/05/2006 13:30)
fijo: hummm ! efa saika tsy nahoratra hiany zah fa aleko hiany aloh nanoratra hilaza anao hoe : ndao ary hummmmm ! :)
70. mandrindra ( 22/05/2006 13:14)
fiffi, :twisted: :-D:-D
fijo, :-$
cutie, ho any amin'ilay spekatkla ka :D
71. cutie ( 22/05/2006 18:57)
efa azonao nga le billet:P
72. mandrindra ( 22/05/2006 19:30)
ka hoe hijery rija knou, refa hoe izay dia izay anie e :D
73. cutie ( 22/05/2006 19:38)
eny wa,fa le billet ve efa azo:lol:
74. mandrindra ( 22/05/2006 19:41)
ie, iny no nato voalohany, izany no nialako teto tamin'iny andro iny :-D
75. cutie ( 22/05/2006 19:43)
:-D:-D:-D:-D omeo aty hojereko alou sao billet sandoka
76. mandrindra ( 22/05/2006 19:50)
za jerena dia manga ny lanitra fa aza manahy e :D
77. cutie ( 22/05/2006 19:52)
sao de matokitoky foana za koa:-D:-D:-D:-D
78. mandrindra ( 22/05/2006 19:56)
mino fotsiny ihany e :-D:-D:-D
79. cutie ( 22/05/2006 19:59)
:-D:-D:-D:-D:-D
hino fotsiny an'i mandrindra zany za :P
80. mandrindra ( 22/05/2006 20:02)
tsenao ary aho fa ho avy amin'izay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5367