Mitady namana malagasy.

81. cutie ( 22/05/2006 20:03)
tsenaina aiza:roll:
82. mandrindra ( 22/05/2006 20:06)
eny antsena ka:-D:-D, angaha tsy ao avaratsena ilay sipekitakila :-D:-D
83. cutie ( 22/05/2006 20:11)
ao akaikiny :-D:-D:-D
84. mandrindra ( 22/05/2006 20:15)
ka ahako tsa mahay lalana dia tsenao :D
85. cutie ( 22/05/2006 20:16)
ok tsenaiko zany tandremo miafina:-D
86. mandrindra ( 22/05/2006 20:17)
tandremo sao tara an:-D
87. cutie ( 22/05/2006 20:18)
no ara -potoana za :-D
88. mandrindra ( 22/05/2006 20:20)
za ko tsy miafina ka
89. cutie ( 22/05/2006 20:21)
:Praikitra zany
90. mandrindra ( 22/05/2006 20:24)
raikitra? fa angaha tena mipetaka mafibe izy zany ?:-D:-D
91. cutie ( 22/05/2006 20:25)
misy lakoly :-D
92. mandrindra ( 22/05/2006 20:27)
inn zany no msy lakôly, le fotoana sa le fiafenana ? :-D:-D
93. cutie ( 22/05/2006 20:29)
in no tinao :-D
94. mandrindra ( 22/05/2006 20:31)
ny tiako ve?:oops::oops: mbola tsy fantatrao ve? , io ambony io anefa ô:lol:
95. cutie ( 22/05/2006 20:33)
le tsenaina ve:-D
96. mandrindra ( 22/05/2006 20:34)
an3
97. cutie ( 22/05/2006 20:35)
hay le ray :-D:-D:-D
98. mandrindra ( 22/05/2006 20:37)
an3, le reny :-D:-D
99. cutie ( 22/05/2006 20:39)
izy rehetra ve :-D
100. mandrindra ( 23/05/2006 08:19)
an3, tokana ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1778