Mitady namana malagasy.

121. mandrindra ( 31/05/2006 07:19)
fa inn no nanakona azy teo e ?
122. cutie ( 31/05/2006 09:57)
mandrindra,ny aloky Fiffi no nanakona azy teo :-D:-D:-D
123. mandrindra ( 01/06/2006 11:33)
fiffi :evil::evil:
cutie, ataoko masaka iny raha mbola manalokaloka eo
124. cutie ( 01/06/2006 11:34)
hihihihihihihi
andrahoina ve :-D:-D:-D:-D
125. mandrindra ( 01/06/2006 12:07)
atono fa sao dia tsy omby vilany :-D:-D
126. cutie ( 01/06/2006 12:13)
andray :-D:-D:-D
ndao ovaina ny resaka sao matin'i fiffi eto :oops:
127. mandrindra ( 01/06/2006 12:20)
izy efa nikôzy hoe tsy hitsikio intsony dia tsy hitany io zany ko :-D
128. Herimiafina ( 01/06/2006 12:20)
Ary tena tsy namaly akory i xxx an! :-D
129. cutie ( 01/06/2006 12:22)
mandrindra :-D:-D:-D:-D efa voatono zany izy
i HM ve tsy mino ahy e :-D:-D:-D:-D
130. Herimiafina ( 01/06/2006 12:25)
Asa resty, fa aiza moa ilay FS tenenindry io e? :-D
131. cutie ( 01/06/2006 12:28)
aiza zany FS lazaiko zany :roll::roll::roll:
132. mandrindra ( 01/06/2006 12:30)
ie efa mikarepoka tsara, ka hihinana ve i cutie ?
cutie, ilay FS mety hioe frera se indray zany ko. mbô mety hos endra diso fanoratra fotsiny io e.
133. cutie ( 01/06/2006 12:32)
mandrindra za tsy te hihinana:-D:-D:-D:-D
tsy haiko mitsy le FS :roll::roll::roll:
134. Herimiafina ( 01/06/2006 12:33)
Fa i cutie hoa tena tia be an'ity resak'i xxx ity fa ahoana e? hehehehehe:-D
135. cutie ( 01/06/2006 12:34)
:-D:-D:-D:-D:-Dtsy azoko le fanontaniana
136. mandrindra ( 01/06/2006 12:44)
aza eritreretina hoe i fiffi fa matsiro be an, efa nataoko be épice tsara sy tongolo gasy:-D:-D
137. cutie ( 01/06/2006 12:47)
:-D:-D:-D:-D
tsy mety ny saina koa:-D:-D:-D
138. mandrindra ( 01/06/2006 12:57)
tsy ny saina no mihinana fa ny vava :-D:-D
139. cutie ( 01/06/2006 13:00)
ka hoy toi we aza eritreretina:-D:-D:-D
140. mandrindra ( 01/06/2006 13:04)
ka satraia efa novinaniko hoe hieritreritra ianao ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2958