Mitady namana malagasy.

181. cutie ( 08/06/2006 11:21)
avelao eo e :-D:-D:-D:-D
@ zay may :-$
182. mandrindra ( 08/06/2006 11:25)
efa naka kitay mihitsy aho hitonona azy ka :-D:-D
183. cutie ( 08/06/2006 11:29)
de aty amiko misy afo :-D:-D:-D
184. mandrindra ( 08/06/2006 11:37)
ilay afo spesiala any aminao kosa aleo ho ahy ihany ka:wink:
185. cutie ( 08/06/2006 11:40)
efa assure iny :-D
186. mandrindra ( 08/06/2006 14:07)
tsy mila maka garantie intsony zany :-D:-D
187. cutie ( 08/06/2006 14:11)
an3 :-D
188. mandrindra ( 08/06/2006 14:20)
ooooeeeeee, wwwaaaaaaooooooooohhhhh, yyeeeeeeeesssss :-D:-D:-D
189. cutie ( 08/06/2006 14:26)
falifaly mandrindra:-D:-D:-D
190. mandrindra ( 08/06/2006 14:37)
lasa midobodoboka rapida koa :-D:-D:-D
191. cutie ( 08/06/2006 14:38)
ampitovina ve :-D
192. mandrindra ( 08/06/2006 14:45)
ie:-D
193. cutie ( 08/06/2006 14:47)
tandremo sao mipasaka:-D
194. mandrindra ( 08/06/2006 16:56)
efa ela no niparasaka, fa efa sitrana dia io lasa midobodoboka rapida io
195. cutie ( 08/06/2006 21:02)
tsy hitako akory anie zany e :-D
196. mandrindra ( 09/06/2006 06:57)
ka ny masonao tsinona mikipy ko:-D:-D:-D
197. cutie ( 09/06/2006 16:33)
aiza koa ze mikipy eo :-D
198. Herimiafina ( 09/06/2006 17:20)
Renjekaky oo :{:{
hehehehehe:-D
199. mandrindra ( 09/06/2006 23:02)
cutie, io ka aiza ndray ary :-D:-D:-D

inn ary ty ranjekaky lava ty raherimiafina a
200. cutie ( 10/06/2006 02:30)
ty no hitako koa :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5398