Mitady namana malagasy.

241. mandrindra ( 24/06/2006 10:22)
fa angaha tsy sribô ndray e :lol:
242. cutie ( 24/06/2006 16:32)
ela be raha srbo e, sa mandrindra de hitady sarbo:lol:
243. mandrindra ( 28/06/2006 07:54)
mahita saribô aho ka, feno amidy amin'ny lasaka amin'izao andro mafana izao
244. cutie ( 28/06/2006 13:57)
de tonga de vidio zany :wink:
245. mandrindra ( 29/06/2006 19:48)
efa azo
246. cutie ( 29/06/2006 19:58)
de ento aty e :-D
247. mandrindra ( 30/06/2006 06:51)
efa ho avy
248. cutie ( 30/06/2006 17:46)
lena ny orana any ny sarbo ny farany :-D
249. mandrindra ( 04/07/2006 09:32)
midorehitra ny masoandro, noho izany tsy misy orana :lol:
250. cutie ( 04/07/2006 18:23)
ka efa mody le masoandro @ zany koa:lol:
251. mandrindra ( 05/07/2006 14:00)
ka tsy misy rahona ka :D
252. cutie ( 05/07/2006 18:20)
ka ento aty @ zay aza:lol:
253. mandrindra ( 06/07/2006 08:06)
:oops: dia ny saribô ve no tena andrasanao:(
254. cutie ( 06/07/2006 12:09)
izy roa:-D
255. mandrindra ( 06/07/2006 12:16)
iza ilay faharoa :wink:
256. cutie ( 06/07/2006 12:28)
hiihhihihihi izy:wink:
257. mandrindra ( 06/07/2006 12:39)
izy iza :wink:
258. cutie ( 06/07/2006 17:43)
izy tenany :wink:
259. mandrindra ( 07/07/2006 07:47)
tenan'iza izy ?:-D
260. cutie ( 07/07/2006 12:17)
efa haiko fa zay le fanontaniana :-D
Izy tenany mahafantatra azy :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1745