Mitady namana malagasy.

201. mandrindra ( 12/06/2006 07:12)
fa ahoana no mahita amin'ilay maso mikipy :-D:-D:-D
202. cutie ( 13/06/2006 12:30)
mahitahita fotsiny le maso, magie magie:-D
203. mandrindra ( 13/06/2006 17:03)
mahita tsy mijery zany an :-D:-D
204. cutie ( 13/06/2006 21:08)
mahita an-tsaina:-D
205. Herimiafina ( 13/06/2006 22:51)
Renjekaky oo :{:{
Aza adino zah amin'ny mariazy e! Vorontisloza no tiako , hehehehe:-D
206. mandrindra ( 14/06/2006 10:14)
cutie, izany ny tena hoe mpaminany :-D

herimiafina, voritsiloza ve no tao partneran'ialahy :-D:-D
207. cutie ( 14/06/2006 11:00)
mandrindra fa ahona:-D
208. mandrindra ( 15/06/2006 05:37)
mahita an'eritreritra ny zavamisy ka :D
209. cutie ( 15/06/2006 12:08)
:-D
210. Herimiafina ( 15/06/2006 16:55)
Renjekaky oo:{:{
Nisoko mangina tato injay an! hehehehe=))=))
211. cutie ( 15/06/2006 16:57)
inny dikan'zany :-D
212. mandrindra ( 16/06/2006 07:38)
lasa misy mpitsikilo tonga matetitetika ndray izy zany an
213. cutie ( 16/06/2006 13:48)
:-Dmahakamo mitsy
214. mandrindra ( 16/06/2006 13:54)
inn hono no tena tadiavin'i lery io e
215. cutie ( 16/06/2006 14:03)
tsa haiko e :-D
216. mandrindra ( 16/06/2006 14:05)
aleo ho any ny mpitsikilo fa :*:*
217. cutie ( 16/06/2006 17:42)
avelao ze te hitsikilo hitsikilo ihany :-D fa ny :*:*:* tsy avela:-D
218. Herimiafina ( 16/06/2006 18:42)
Renjekaky oo :{:{
Aza matahotra fa samaritana ratsy fanahy izaho kah. lol hehehehe=))=))
219. cutie ( 16/06/2006 19:12)
:-D:-D:-D:-D:-D
220. mandrindra ( 16/06/2006 19:57)
cutie, zay mihitsy aleo hitabataba eo ny feon'ny pelouse :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2206