Mitady namana malagasy.
146. mandrindra
(
01/06/2006 13:25)
tsy misy carte fa tsy any amin'ny restau dia mbô vinanio amin'ilay fahaizanao azy ny ato anaty lohako
149. cutie
(
01/06/2006 13:39)
za ndray ve no hamorona sakafo, nefa enao le cuisinier, sao de mba tsy mety :-D:-D:-D
156. Herimiafina
(
01/06/2006 14:01)
Efa tsy any tsony angamaba i xxx klé. na rerakay ny autoroute66 dia tsy afaka nanekto tsony, hehehehe:-D
160. mandrindra
(
02/06/2006 06:36)
cutie, za koa tsy mahay ny dikan'io fa reviko be fotsiny ilay fanenony :-D:-D:-D