Mitady namana malagasy.

101. cutie ( 23/05/2006 19:22)
tena adinoko le tinao fa in moa:-D
102. xxx ( 23/05/2006 19:35)
nisy nitsikilo indray tato =))=))=))=))=))=))=))
103. cutie ( 23/05/2006 20:37)
hummm efa hitako koa le mpitsikilo a :-D
104. Fiffi ( 24/05/2006 03:28)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
105. mandrindra ( 26/05/2006 21:07)
fiffi, mba tadiavo anie io mpitsikilo io dia asaivo mivoaka azafady e :-D

cutie, adino sahady ve? :(
106. cutie ( 26/05/2006 21:18)
mandrindra ka toi ela tsy hita de adino koa:oops:
107. Fiffi ( 27/05/2006 05:15)
mandrindra: efa fantatro le mpitsikilo fa tsy hitsikilo intsony hono izy an! sa tsy izany ry cutie ? :-D:-D:-D
108. cutie ( 27/05/2006 17:55)
fiffi an3,tsy mahatanty ny tsy hitsikilo hono izy :-D:-D:-D:-D
109. mandrindra ( 28/05/2006 01:22)
fiffi, milaza ny tsy hitsikilo izy nef ohatran'ny mbola hitako eto ihany
cutie, aiza kosa no hoe elabe e :D
110. Fiffi ( 28/05/2006 04:46)
mandrindra: :oops: zah hiany io nitsikilo io akia an! fa tsy hitsikilo intsony an! :-D:-D:-D:-D:-D
mamndrindra , cutie: :-*:-*:-*
111. cutie ( 28/05/2006 19:29)
fiffi :-D:{:{
mandrindra hita koa ohatran'ny efa aman-taona:-D:-D:-D
112. ikalakintina ( 28/05/2006 20:21)
8O8O
113. Fiffi ( 29/05/2006 04:58)
:-D
114. mandrindra ( 29/05/2006 14:42)
cutie, fa ilay eritreretro anie any foana na tsy hita kely aza aho e :-D:-D

fiffi, mbola io indray ianao an, tsy mety mihitsy raha tsy managalampijery kely :D
115. Fiffi ( 29/05/2006 18:36)
mandrindra koh tsssssss :-D:-D:-D:-D eny ary fa farany zay an! :-D:-D:-D:-D
116. cutie ( 29/05/2006 19:06)
mandrindra ka aiza no ahalalako an'zany we aty ny eritreritra:-D
117. mandrindra ( 30/05/2006 06:31)
fa angaha moa tsy efa hitan'i cutie teo akaikin'i cutie teo ny eritreritro ?
118. cutie ( 30/05/2006 18:31)
mandrindra takona le izy :-D:-D:-D
119. Herimiafina ( 30/05/2006 23:51)
xxx:

Mipetraka San Diego CA. Revy assuré. Midira eto dia hanoratako hafatra. Misaotra betsaka namaly. :-*

Salut xxx!
Zah mahafantatra raha ilain'ise. Juste hanoraty aho, tena sur ilay revy an? :-D

120. cutie ( 31/05/2006 00:32)
HM,tsy any SF akory io xxx io zao :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0873