lalao

161. akamatiana ( 27/03/2006 14:30)
zah ary iala tsy iasa tsony kou !:roll:

inn kay no atao we miavona ??
162. akamatiana ( 27/03/2006 14:32)
tara jay zah vo namaly :roll:
163. mandrindra ( 27/03/2006 14:36)
ao njay fa valiko daholy nareo e.

ie za tia volabe nailay ravitaratasy na ilay sipa ao andrefantrano :D
mihatakataka amin'ny fiarahamonina

rahoviana vao tsy hisy miaraka mamaly intsony eto ?
164. kala ( 27/03/2006 14:40)
amin'izao ora anoratako zao

inona no tonokalo hainao tsianjery?
165. pissoa ( 27/03/2006 14:49)
Bobaka be kle :)

Ianao ve efa mba nitety an'i Madagasikara?
166. akamatiana ( 27/03/2006 15:09)
tsy mbola !:(

tsy noana ve enao ??
167. Bocassa ( 27/03/2006 15:18)
tsy noana ka!
Inona no tinao : noana sa mangetaheta?
168. Bocassa ( 27/03/2006 15:20)
mangetaheta
Aiza enao no mianatra?
169. Bocassa ( 27/03/2006 15:21)
Any @ sainte thérèse
Ary enao, aiza enao no mibôsy?
170. Bocassa ( 27/03/2006 15:23)
Za ve? Any Ampefiloha
Iza no tinao dada sa neny?
171. Bocassa ( 27/03/2006 15:24)
dada
Misy CD-na film cow boy ve any aminao?
172. Bocassa ( 27/03/2006 15:26)
Misy fa lany
Aiza zandrinareo?
173. Bocassa ( 27/03/2006 15:27)
Lasa nitady anao any izy
Inona avy no fialam-boly tinao?
174. Bocassa ( 27/03/2006 15:28)
mijery tele
En couleur ve ny radio-nareo?
175. Bocassa ( 27/03/2006 15:30)
Noir et blanc ka!
Mahazo RNM ve ny tele-nareo?
176. Bocassa ( 27/03/2006 15:31)
Ie, sady mahazo MaFM koa!
Mamaky CD vierge ve ny Lecteur-nareo?
177. Bocassa ( 27/03/2006 15:33)
Ie, sady afaka mamaky boky koa!
Lahy sa vavy dadanareo?
178. pissoa ( 27/03/2006 15:33)
zah tsy manambady

Mitovy doly ve sa samihafa ireo bocassa ireo :-w=))=))=))
179. Bocassa ( 27/03/2006 15:34)
Sady tsy vavy no tsy lahy fa karàna!
Firy ny numéro telephone-nao?
180. Bocassa ( 27/03/2006 15:35)
anankiray ihany ka!
Inona no loko tinao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2053