lalao

181. Bocassa ( 27/03/2006 15:36)
orange
Ary loko tinao?
182. pissoa ( 27/03/2006 15:37)
K'efa hoe mainty

Hihihi, enao ngah tsy mibosy? =))=))
183. Bocassa ( 27/03/2006 15:38)
madacom
Taiza no tany mbola tsy nandehananao?
184. Bocassa ( 27/03/2006 15:39)
tany amin'ny océan pacifique
Afaka manohy ve enao mamaky io?
185. Bocassa ( 27/03/2006 15:42)
ie
Amin' ny firy zao?
186. Bocassa ( 27/03/2006 15:43)
jereo ny calendrier
Aiza enao io?
187. bilakarenjy ( 27/03/2006 16:34)
eto za zao
efa sitrana ve ianao io ?
188. pissoa ( 27/03/2006 16:41)
Fa zah ngah narary :roll::roll:

Ngo de enao io anontanian'i bilakarenjy io fa tsy zah?
189. Herimiafina ( 27/03/2006 17:48)
Tena izaho angamba io klé.

Inona no lokon'ny ba-kiraronao ao? :-D
190. xxx ( 27/03/2006 17:57)
Manga

Iza ary zah? :-D:-D:-D
191. Herimiafina ( 27/03/2006 17:59)
Raha tsy Fiffi enao de i Pissoa na i fasaly satria nareo izao no hitako eo, hehehehe=))=))

Inona no laoka nohaninao teo kay? miam miam :{:{
192. pissoa ( 27/03/2006 18:05)
Hihihi, zah tsy mbola nikaly atoandro ary knou

Ary inn ny laokanao zao?
193. Herimiafina ( 27/03/2006 18:07)
Zah mbola tsy nisakafo hatramin'ny maraina!

Manao ahoana ny vadinao ao?
194. pissoa ( 27/03/2006 18:12)
Tsara karakara tsara lery kah :wink:(l)

Zah ngah mou efa manambady? :roll::roll:
195. Herimiafina ( 27/03/2006 18:16)
iza no mahalala? Izany daholo mantsy izao no havalin'ireny efa manambady ireny! =))=))

tamin'ny firy enao no nifoha androany!
196. pissoa ( 27/03/2006 18:20)
Efa we t@ 5

Inn ary zany, le bota mitaingin-tseza? =))=))
197. Herimiafina ( 27/03/2006 18:24)
Olona bota mbola tsy manambady, mitovy amin'ny mananasy de ny seza no heritreretiny ho vadiny. =))=))


Firy taona kay ianao (raha tsy mahadiso)?

198. pissoa ( 27/03/2006 18:25)
HM =))=))=))=))

Efa we 22

Ianao ve mahay manjaitra?
199. Herimiafina ( 27/03/2006 18:28)
Oadray, na akanjo na olona de zairina avokoa.=))


Inona no sakafo tena tianao indrindra?
200. Veloo ( 27/03/2006 18:29)
jerevo ao @ profile-ko ao ry HM a :-D:-D:-D

inn kay zao no ataonao ao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5153