lalao

341. Herimiafina ( 07/04/2006 15:59)
Eny hoy i pissoa, félicitation =D=D=D=D

Bedada ve mbola miteraka ry pissoa? =))=))
342. pissoa ( 07/04/2006 16:03)
:-w:-w

Ary elah? :-w:-w
343. Herimiafina ( 07/04/2006 16:28)
Tsy haiko satria zah mbola tsy ni-teste. =))=))

Ary njy?
344. pissoa ( 07/04/2006 16:30)
Zah kou mbola tsy ni-test =))=))

Fa test inona kay izany e? :roll::roll:
345. Herimiafina ( 07/04/2006 17:09)
Test de grossesse kah! hehehehe=))=))


Afaka hanaovako test ve njy? =))=))
346. pissoa ( 07/04/2006 17:16)
Hihihi, zah alou mbola tsy hamaly :-w

Elah ngah dokotera sa infirmier?
347. kala ( 07/04/2006 19:21)
pissoa > zà ve no hamaly andry? tsy dokotera no tsy infirmière raha zà ê!:wink::-*:-*:-*

f'angaha ireny ihany no afaka manao test?:roll::roll:
348. sasa ( 08/04/2006 04:26)
tsy haiko :-D:-D:-D:-D ( Kala saotra fa voaray le tsoda kely)

F'angaha misy bevohoka ato e?
349. nolalaina ( 08/04/2006 05:29)
ieuh!! za zao bevouka de hiteraka an'reny sary² kely reny!! hihihihi :-P

Misy azo atao dadan'reny ve ato zao?? :-D :-D
350. pissoa ( 08/04/2006 13:28)
anontanio i pissoa!

Fa dadan'iza nefa izany e? :-w:-w
351. watafon ( 08/04/2006 13:55)
dadan'i rabe e !!!
ho aiza enao refaveo?
352. pissoa ( 08/04/2006 14:01)
Hihihi, ndeha hody :-D:-D:-D

Fa ianao ho aiza? :-D:-D:-D
353. watafon ( 08/04/2006 15:12)
za efa ato an-trano
sa hivoaka v androany?
354. pissoa ( 08/04/2006 15:26)
Hihihi, efa hariva kou!

Sa tsy ho ela izany?
355. watafon ( 08/04/2006 15:37)
vetivety ihany k !
alaiko any elà zany ?
356. pissoa ( 08/04/2006 15:40)
Okay!

Mitonja akanjo mafana?
357. sasa ( 10/04/2006 03:49)
ye hitondrako blouson njy!

f'angaha moa mbola mangatsiaka foana any zao?
358. kala ( 10/04/2006 05:27)
tsy fantatro ny amin'izay

f'angaha enao sarotina hatsiaka?
359. sasa ( 11/04/2006 03:29)
ye sarotiny mintsy satria marary tratra

D ho tapitra eto ve ity lalao ity?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5263