lalao

321. kala ( 06/04/2006 15:24)
izy rehetra ka!

f'angaha tsy tadidinao?
322. Herimiafina ( 06/04/2006 15:27)
Izany ve?

Saod e mila pension alimentaire misimisy enao izany? =))
323. kala ( 06/04/2006 15:52)
misaotra ka! na mbola miampy hoatr'izay aza ny anà mbola veloko soa aman-tsara ka!:wink:

fa enao angaha te-hanome:?::twisted:
324. Herimiafina ( 06/04/2006 18:46)
Tsia kah! Raha miara-mamelona tsika de hanome zah!

Firy lahy firy vavy ny zanatsika? :*
325. sasa ( 07/04/2006 05:37)
7 lahy d 7 vavy ny zanakareo koa =))=))=))

Aiza no fotoanantsika rariva?
326. kala ( 07/04/2006 07:10)
antsoy zà de ho hita eo ê!

f'angaha moa ndry manana ny N° ko? (zà aza tsy manana no tsy mampiasa ireny tél ireny kou:wink::oops::oops::oops::oops::oops:)
327. dadabe ( 07/04/2006 11:27)
lasa dialogin'izy mitsam le:-D

sasa avia koa toi aty aza e:*:*:-$
328. nolalaina ( 07/04/2006 11:50)
Raha zao no fandehany dé aleo zany zay mijery fotsiny é!! :cry:

Sa aôna ouz nareo?? :wink:
329. kala ( 07/04/2006 12:00)
kiiiiiiii de zà ve no hamaly an'i dadabe :roll::roll:

mbola tsy nandalo leisy izy â! andraso fa ampitaiko le tsôda kely:wink:

fa oviana no tsy ho hita eto tsony ty lalao mifamaly ty ê?
330. mandrindra ( 07/04/2006 13:12)
rehefa tonga ilay fotoana

iza no tena be fanontaniana eto ?
331. pissoa ( 07/04/2006 13:26)
Ka tsy ho i Herimiafina ihany ve e!

Fa maninn no i HM no tena be fanontaniana eto?
332. mandrindra ( 07/04/2006 13:29)
anontanio izy ?

iza indray ary no tena matotra hitano eto?
333. pissoa ( 07/04/2006 14:09)
zah tsy hamaly :°)

Inn kay izany matotra e :?:
334. mandrindra ( 07/04/2006 14:18)
za konkou zany tsy hamaly

fa maninona no misy fanontanina tsy valina ?
335. pissoa ( 07/04/2006 14:32)
ka tsy hay tsinona kaaaaa :roll:

Ngah mahazo mandainga?
336. Herimiafina ( 07/04/2006 14:57)
Mandainga de hitanao ny vokany!

iza no tena amditar ankoatr'anah eto e?
337. pissoa ( 07/04/2006 15:01)
Hihihi, i Herimiafina

Dia iza kou?
338. dadabe ( 07/04/2006 15:03)
zah tsy hamaly

anotanio pissoa:roll:

tsy azooko le resaka ?
339. Herimiafina ( 07/04/2006 15:08)
hehehehe, anontanio i pissoa!

i pissoa sy bedada ve (l) e? ahumm ahumm :-w:-w
340. pissoa ( 07/04/2006 15:36)
hehehehe, anontanio i pissoa!

pissoa, izany ony? :-w:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2411