lalao
1. booboo
(
22/03/2006 17:55)
Toy izao ny fandehany.
Mamaly izay fanontaniana napetraky ny teo aloha izay mamaly ary mametraka fanontaniana tsotra sady fohy ho an'ny namana manaraka.
Satria tsy misy mametraka fanontaniana ho ahy eo alohako, tonga dia fanontaniana ho an'izay namana manaraka eo no apetrako. Mamaly izy dia mametraka fanontaniana hafa dia ohatra izay hatrany.
Ao a ?
-Inona no loko tianao ?

répondu par sasa le 11/04/2006 03:29