lalao

41. chipie1 ( 23/03/2006 09:42)
mangatsiaka fa misy masoandro
inona no hoaninao anio :-w
42. mamzelkely ( 23/03/2006 09:55)
tsy misy manao rezime :-D:-D

enao ve tia aubergine:roll:
43. pissoa ( 23/03/2006 09:58)
arrrrrrrgh :roll::roll:

Ary mba aiza wa booboo e? :roll::roll:
44. mamzelkely ( 23/03/2006 10:04)
lasa nitady anjy any ko izy :-D:-D

am firy zao?:-D
45. sonwin ( 23/03/2006 10:35)
am 12:41 ora aty aminay

ianao ve ilay izy?
46. sweetia ( 23/03/2006 10:37)
an3 ka za le izy :-D

ary sô de mbô enao :wink::-D
47. pissoa ( 23/03/2006 10:48)
Zah mihitsy angamba :-D

Fa le iza alou izany e :wink:
48. mamzelkely ( 23/03/2006 11:08)
i ann ee:°)

fa iza le izy zany ??:roll:
49. zoklbfkfk ( 23/03/2006 11:34)
(tsy haiko ny havaly fa saingy tsy maintsy mamaly)
izaho izany ka!

manana olon-tiana manokana eto ve ianao?:wink:
50. mamzelkely ( 23/03/2006 11:53)
ieuuu (na ts za aza no tokony hamaly :-D)

ary enao?
51. booboo ( 23/03/2006 12:09)
:-D aaa

firy ny isan'ny sipanao hatrizay ? hihihihih
52. nikopol ( 23/03/2006 12:18)
telo sy efetra ihany ô

firy ny sipa hitanao tato aminy serasera ?
53. diamondra27 ( 23/03/2006 12:20)
150(io le lainga tetsy ambony):-D:-D:-D

iza le olontokana
54. mamzelkely ( 23/03/2006 12:22)
ao izy ao :-D:-D

teneo we iza zany???:-D
55. nolalaina ( 23/03/2006 12:42)
i "xxx" :-D :-D :-D


ngah mou izy tokana??
56. has ( 23/03/2006 12:44)
le efa fantatrao fa iza ndray ar!:D


Fa iza tena tianao amin'ny namana rehetra ato?
57. nikopol ( 23/03/2006 12:57)
ny ahy "izy" no mahalala azy :lol:


Iza avy ny kouple fantatrao ato ?
58. nolalaina ( 23/03/2006 13:01)
zà sy izy ihany zao no fantatro :P

ary nenao iza no fantatrao ? :°)
59. mamzelkely ( 23/03/2006 13:11)
zay ko no haiko :-D

de firy aza ny coupla ato eee:-D:-D
60. pissoa ( 23/03/2006 13:14)
Hihihi, tsy raharahako ze koupla ato :-D:-D:-D

Fa angaha misy tokoa e :roll::roll::-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0096