lalao

81. mamzelkely ( 24/03/2006 05:47)
za :^):^)

marina ve nefa zany?:roll::-D:-D
82. diamondra27 ( 24/03/2006 05:52)
marina 'zany ry mamz a!

de inona ny hira tianao henoina?
83. mamzelkely ( 24/03/2006 06:08)
embona an mahaleo

tsara ve io hira io?
84. pissoa ( 24/03/2006 06:09)
Hmmmm, reveko eeeee

Nefa tsy aleo ve bombo gasy e? (Izany izao no hira henoiko ato :-D:-D )
85. kala ( 24/03/2006 06:34)
kou efa niova ndray le izy pissoa >

de inona no program @'ity WE ity?
86. diamondra27 ( 24/03/2006 07:14)
ciné

de aiza ny fotoana?
87. mamzelkely ( 24/03/2006 07:43)
eo am ritz:-D

de iza mitondra pop corn? :miam:
88. nikopol ( 24/03/2006 08:01)
za no mitondra fa le izy eo anelakela-peko no mipetraka de raha te haka mamzely de maka :lol:


mahazo mapiasa tanana ve ao anaty cinema?
89. kala ( 24/03/2006 08:02)
aty ry mamzel (pop corn ve de mba tsy hovoaviko klé :wink:)

nahita an'i sasa ngaha enao androany?
90. mamzelkely ( 24/03/2006 08:33)
valiko dôlu nareo roa:
nikopol: ie afaka mampiasa tanana:-D
kala: nan ts nahatazana azy za :-D

vôvly ve le fanotanina?
91. pissoa ( 24/03/2006 10:51)
Tsy haiko :roll:

Voavaly ony ve le fanontaniana? :-D:-D
92. kala ( 24/03/2006 11:02)
ie! (ka samy namaly zà sy nikôpol kou)

enao ve tia milomano?


93. booboo ( 24/03/2006 11:24)


inona no kalinao atoandro teo ?
94. majakely ( 24/03/2006 12:21)
akonjooo:°):°)
aiza no misy anao??
95. mamzelkely ( 24/03/2006 12:23)
aty apesana :-D:-D

manao inn enao zao?
96. pissoa ( 24/03/2006 12:23)
Ato amin'ny birao.

Aiza no misy ahy? :-D:-D:-D:-D
97. kala ( 24/03/2006 13:21)
ao amin'ny birao (ela ndray njy vao tonga an!:-*)

nanoroka olona ve enao androany:wink:
98. mamzelkely ( 24/03/2006 14:02)
ieuuuuu:*

iza zany?:-D
99. onjah ( 24/03/2006 14:49)
namana

Mahay mitendry zavamaneno ve ianao ?
100. pissoa ( 24/03/2006 15:16)
Ie, sotrobe sy sarom-bilany :-D:-D:-D:-D

Inn kay wa no dikan'ito e :^):^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4722