lalao
21. diamondra27
(
23/03/2006 07:12)
za mbola tsy mamo arymipoaka be ny masoandro aty izao.
inon no kaly ao?
22. mamzelkely
(
23/03/2006 07:21)
ts haiko!!!:-D
enai veuu tia alika?
23. diamondra27
(
23/03/2006 07:23)
'za tsy tia alika fa lapin
aiza izy izao(lapino)?
24. mamzelkely
(
23/03/2006 07:24)
lasa nitady anjy any!! :-D:-D
sats zany mo?
25. majakely
(
23/03/2006 07:31)
tsy izany kosa e :-D ,,,
iza no tinao indrindra eto an-tany??
26. mamzelkely
(
23/03/2006 07:33)
mama sy papa no tiko njinja
ary enao?
27. nikopol
(
23/03/2006 07:45)
Ny i lala no tiko njinja !
efa nanana envie hiodina ve ianao?
28. nolalaina
(
23/03/2006 07:48)
Efa niodina zà ka!!
Enao ve mora fanina??
29. sweetia
(
23/03/2006 07:51)
30. hery
(
23/03/2006 08:08)
webmaster
firy taona enao? ;-)
31. pissoa
(
23/03/2006 08:11)
32. mamzelkely
(
23/03/2006 08:16)
nan fa mahay mamalana :-D
firy ny zokinao?
33. pissoa
(
23/03/2006 08:19)
Be da be :-D:-D
Ary ny anao?
34. mamzelkely
(
23/03/2006 08:24)
3 ftsn
ary manan-jandry veuu?
35. bozimanga
(
23/03/2006 08:36)
ie ,
efa manambady ve ianao?
36. hery
(
23/03/2006 08:58)
Tsia
Firy ny numero Tel-nao? :lol:
37. pissoa
(
23/03/2006 09:06)
+39 338 744 2412 =))
Ary ny anao? :lol:
38. chipie1
(
23/03/2006 09:29)
za tsy manana !
aiza ianao io zao ?
39. mamzelkely
(
23/03/2006 09:32)
40. ari.malala
(
23/03/2006 09:36)
mipetraka eto ambony seza :-D
mafana ve ny andro any zao?
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.4687