lalao

121. akamatiana ( 27/03/2006 06:06)
ieuuuh!:-D

nanao aona ny WE nao ??
122. mamzelkely ( 27/03/2006 06:20)
nahafinaritra

ary ny anao?:-D
123. akamatiana ( 27/03/2006 06:24)
nitovy zany !

inn njay vaovao ??:wink:
124. kala ( 27/03/2006 06:26)
shhhhhhhhh tsy dia tsara fa vizaka nanao déplacement :twisted::twisted:

oviana enao no nananihany olona farany:wink:
125. akamatiana ( 27/03/2006 06:35)
tsisy farany fa isan'anjo akia!!

niara namaly an'i mamzel veuuh zah sy kala??
126. kala ( 27/03/2006 07:03)
any akia ry akama ê! :oops::oops::oops:

inona no akanjo anaovanao any zao?
127. akamatiana ( 27/03/2006 07:09)
zah mbola en pijama kle!!:-D

am firy nareo mi-dejeuner??
128. mamzelkely ( 27/03/2006 07:22)
à midi ra mazoto :-D:-D

de inn njay zao ny hatao rariva?
129. mandrindra ( 27/03/2006 07:26)
ôtsan'ny isan'andro, mikaly dia matory mamita adidy :D

inona no andro tianao indrindra ao anatin'ny herinandro?
130. akamatiana ( 27/03/2006 07:38)
lundi :)

ary enao adiny fry no matory ?
131. ari.malala ( 27/03/2006 08:44)
ndraindray adiny valo

Inona no tiao ndrindra ato @ serasera?
132. mandrindra ( 27/03/2006 08:47)
miserasera e :D

ary ny anao ?
133. pissoa ( 27/03/2006 09:52)
miserasera de mivanitika :°):-D:-D:-D

Inn ny fanontaniana manaraka? :roll::-D:-D:-D
134. mandrindra ( 27/03/2006 10:18)
ity ho soratako eto ambany eto ity :D

fa maninona i pissoa no mivanitika?
135. mamzelkely ( 27/03/2006 10:23)
ts haiko [IMG]http://smileyonline.free.fr/images/gif/pascompris/vignette/thumbnails/nixweiss_gif.gif[/IMG]anotanio izy :-D:-D

firy n zay ny sipanao?:°)
136. pissoa ( 27/03/2006 10:24)
Hihihi, ndao rangahy ovaina hoe mitsikitsiky no noteneniko teo aaaaah :-D:-D:-D

Fa maninona i mandrindra no te hahalala? :D
137. mandrindra ( 27/03/2006 10:38)
samy ho valiko daholo na i mazelkely na i pissoa

tsy mba fombako no manisa (sao dia tsy misy ho isaina akory azany):oops:
sao mba misy mahasoa dia hifampizarana ka :D

inona no fanatanajahantena ankafizinao ?
138. booboo ( 27/03/2006 10:52)
lomano

inona no tianao : tsindrona sa suppositoire ? hihihihi
139. mamzelkely ( 27/03/2006 10:55)
samy tsisy tiko :{

inn sakafonao teo ?
140. ari.malala ( 27/03/2006 11:07)
vary sy laoka.

Natory atoandro ve enao teo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.328