lalao

141. kala ( 27/03/2006 11:22)
ie mazava hoazy (20mn)

enao angaha te-hatory?
142. akamatiana ( 27/03/2006 11:48)
an an an !

andeha ivoka ve enao??
143. booboo ( 27/03/2006 11:52)
ié ho any @ wc zà zao fa poritra :°)

inona no tianao : fanday sa androngo ? gniark gniark gniak :twisted:
144. akamatiana ( 27/03/2006 11:58)
:{:{:{ nenah totosy iany no tiko

enao v mba malain-komana :miam:
145. mamzelkely ( 27/03/2006 12:13)
ieu refa malahelo:cry:

inn sakafo tena tinao?
146. mandrindra ( 27/03/2006 12:26)
hena, miam

adin'ny firy isan'andro ianao no matory ?
147. ikalakintina ( 27/03/2006 12:26)
vary, ny loka akoho gasy atao rony!(fa tsy ako aty andafy a!
iza no mpihira lhl tianao indrindra?
148. akamatiana ( 27/03/2006 12:34)
i enrique ra vahiny , iTJ ra gasy

ary inn ny film mba tianao??
149. kala ( 27/03/2006 12:47)
la passion du Christ :-$

ianao ve nijery fitaratra teo:?:
150. mandrindra ( 27/03/2006 12:54)
ie, teo ambaravarakely

inona no toetra tsara anananao?
151. pissoa ( 27/03/2006 12:59)
tsy mipipy ampanjiana :-D:-D:-D

Enao ve efa saika namono tena?
152. bilakarenjy ( 27/03/2006 13:04)
aleo za ho faty amin'izao

Dia aiza ny lalana mankany amin'ny bazar be?
153. mandrindra ( 27/03/2006 13:40)
arakaraka izay toerana misy anao

ianao ve manompa rehefa tezitra?
154. pissoa ( 27/03/2006 13:44)
an3

Inona kay izany nofy ririnina?
155. nikopol ( 27/03/2006 13:47)
io ngamba le mandoto drap

ohatr'inona ny karama heverinao fa ampy aminao raha miasa ianao ?
156. booboo ( 27/03/2006 13:50)
mihoatra kely ny smic-n'ny frantsay (antonony tsara)

ary ny anao ?
157. pissoa ( 27/03/2006 13:52)
mbola tsy haiko izany kaaaah

ary ny anao izany?
158. mandrindra ( 27/03/2006 14:10)
tsy mbola hitako ny fetrany fa mitady bebe kokoa foana aloha hatramin'izao.

vonona ny hiasa bebe kokoa ve ianao (mitombo ny lera fiasana, ny andraikitra ...) mba ahazo karama bebe kokoa, sa hijanona amin'izay anananao anio?
159. kala ( 27/03/2006 14:25)
an!an!an!efa be ange izy @'izao ê!

ianao angaha tia vola be?
160. Veloo ( 27/03/2006 14:29)
kala:-*:-*
an3 za tsy tia vola satria tsy mahatonga ahy aiza ny vola

enao ve tia vola be ko?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3201