lalao
202. Herimiafina
(
27/03/2006 18:33)
Mijery ny profil an'i veloo de mandefa hafatra kely ho azy!
Inona ary izany: le mahia miankindrindrina? hehe=))=))
Inona ary izany: le mahia miankindrindrina? hehe=))=))
204. Herimiafina
(
27/03/2006 18:37)
Olona mince kely miendrika sahafa de ny rindrina no hanamparany ny filany. =))=))
Hainao amin'izay?
Hainao amin'izay?
207. pissoa
(
27/03/2006 18:53)
Njaso klou anontaniko i dokotera :-D:-D:-D
Kakan'olona ve zany fihinana izany?
PS: beuuuuuuuuuuuurk be
Kakan'olona ve zany fihinana izany?
PS: beuuuuuuuuuuuurk be
208. Herimiafina
(
27/03/2006 18:56)
Rehefa kankana de kankana: Taenia, Acaris, sns, hehehe=))=))
Misy rovitra kely ve ny ba-kiraronao?
Misy rovitra kely ve ny ba-kiraronao?
213. Veloo
(
28/03/2006 02:34)
tssssss fiffi ko maninn ndray ary zahay?
HM tsara ny mijery ny profile:-D:-D:-D
efa kamo mamaly angaha enao?
HM tsara ny mijery ny profile:-D:-D:-D
efa kamo mamaly angaha enao?
217. pissoa
(
28/03/2006 06:25)
Ito apetrako ito :)
Fa maninn kay i pissoa , booboo , Veloo sy Fiffi? :roll::roll::roll:
Fa maninn kay i pissoa , booboo , Veloo sy Fiffi? :roll::roll::roll:
Fiffi:
pissoa , booboo , Veloo
218. Fiffi
(
28/03/2006 07:07)
noheveriko hoe hisy hanohy ilay izy koh! hoe lasa tanisana eto ny mpilalao ka! :-D:-D hay tsy nisy naharaka kle :-D:-D:-D:-D
mazava ve ?
mazava ve ?
