lalao

221. Fiffi ( 28/03/2006 12:09)
lasa nanjono hono izy :-D

ary Vahinala ?
222. ikalakintina ( 28/03/2006 12:16)
lasa any an'ala!
aiza enao no mipetraka?
223. pissoa ( 28/03/2006 12:24)
Eto ambony seza!

Aiza ianao no mitsangana?
224. kala ( 28/03/2006 12:36)
eto ambony tamboho

efa nisasa angaha enao :?:
225. Veloo ( 28/03/2006 16:23)
kala :-D:-D:-D mba question afa kely ny anjy...
fa iza no tsy misasa?:°)

vita ve ny kaly?
226. pissoa ( 28/03/2006 17:48)
Rehefa tsy haikarakara njy aza mihinana :-D:-D:-D

Ary efa voasasa ve ny vilia?
227. Herimiafina ( 28/03/2006 18:22)
Sasao raha tinao fa zah kamo. hehehe=))=))

De mba hanaovy café kely ao e! Misy sa tsy misy?
228. pissoa ( 28/03/2006 18:45)
Elah aza tsy mety manasa vilia kou :twisted: sa atao am'kaopy maloto?

Ianao koa ve mila kafe?
229. Herimiafina ( 28/03/2006 19:24)
Mila dia mila satria ianao mampatory tsinona!=))

Aiza ny ambanivohitrareo kay?:roll:
230. pissoa ( 29/03/2006 05:55)
Any Antanimora :roll::roll:

Ary aiza ny ambonivohitrareo kay?

HM :-w:-w:-w
231. kala ( 29/03/2006 12:59)
(veloo > ka tsy mahita fanontaniana tsony ange zà ê!:wink:)
tsy misy ambonivohitra fa zahay sy veloo ety ambony râoplanina foana:-$:-D:-D:-D

nisotro ndray angaha enao omaly hariva?:roll:
232. Lejim ( 29/03/2006 16:44)
Non, tsia, and no (fa te hisotro :-D )


Inona ny boky tianao novakiana indrindra?
233. Herimiafina ( 29/03/2006 18:31)
"Les hauts des hurles-vents" (l)


Inona no sary-mihetsika tinao indrindra?
234. pissoa ( 30/03/2006 03:47)
Hihihi, tiako indrindra daholo :roll::roll:

Ary taiza ianao omaly?
235. sasa ( 30/03/2006 04:48)
za omaly tam maraina nanao raharaha be d ny hariva nandé nihinana katsaka tany ambaatofotsy :-D

Herimiafina ve efa manambady?


236. pissoa ( 30/03/2006 05:53)
Hihihi, 5 be izao ny vadin'io retsy an :-D:-D:-D

Sa tsy izany moa? :roll::roll:
237. kala ( 30/03/2006 07:25)
marina zany ka :wink:- manenjika stat ny dadabe:-$
(HM > :*)

fa firy tokoa moa ny vadin'i dadabe zao?
238. mamzelkely ( 30/03/2006 07:41)
(PS: mitovy tsika am le boky ry HM!!!:wink:)

maromaro ihany oziz le ts mahay manisa:roll::roll:

inn nn fanotanina manaraka?
239. ikalakintina ( 30/03/2006 07:41)
ray fa ny ambiny vady kely daholo,averiko eto ndray le fanontaniana sao mba misy mahay

firy tokoa moa ny vadin'ny dadabe zao?
240. pissoa ( 30/03/2006 08:35)
Ze hifanarahanareo mianakavy ao tsy rahaharahako ... karakarao tsara fotsiny iny dadabeako iny an :-*:-*=))=))

Firy ihany aza ny bebe-ko ity kle :-w:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4146