lalao

281. sasa ( 01/04/2006 05:04)

[/quote]

Tena mbola tsy manambady zah raha ianao no manontany.

Interessé angaha njy klé? hehehehe=))=))

[/quote]
Valiako manokana aloha i HM

Tsy interessé za satria efa manambady kou fa juste fanontaniana otran'ny rehetra




282. sasa ( 01/04/2006 05:05)
za efa natory fa efa mifoha indray izao?

In izao no lainga nataonao androany maraina?
283. pissoa ( 01/04/2006 06:38)
Hihihi, zah ary izao mbola tsy niresaka tamin'ny olona koooooo :(

Ianao ve mahay tanisa?
284. kala ( 01/04/2006 09:56)
tena tsy voaisa tsony aza kou

voarainao ve ny hafatro teo???
285. pissoa ( 01/04/2006 11:36)
Ie, fa efa nofafako =))=))=))

Ianao koa angaha naharay iny hafatr'i kala iny?

Kala :-*:-* njy fa zah mananihany an
286. booboo ( 01/04/2006 13:41)
ié mampamangy oun soratany tao. :-D

Inona no laoka tsy tianao indrindra ?
287. Veloo ( 02/04/2006 02:32)
ny ahy ve? to tsy misy knou to tiko doly:-D

ary ny anao?
288. pissoa ( 02/04/2006 05:07)
Hihihi, izy rehetra :-D:-D:-D

Ianao ony mbola mipipy ampanjina? :°)
289. Veloo ( 02/04/2006 14:27)
pissoa =))=))=))
za mbola zaza kely ve:-D:-D:-D ie

ary njy?
290. Herimiafina ( 02/04/2006 17:55)
Ie, zah koa mbola zazakely de njy no neniko!=))=))

Veloo ve tia herna sa tsy tia hena e?
291. dadabe ( 03/04/2006 02:45)
tena ho an'i veloo le kestioo le :roll:
292. akamatiana ( 03/04/2006 07:05)
eny waa ry bedada :-D

manaelo zany lah???:wink:
293. kala ( 03/04/2006 07:34)
kay tsy zà zany no tokony hamaly ê!

fa taiza foana no zao vao tazana?
294. mamzelkely ( 03/04/2006 08:33)
tany ho any

de faly enao fa efa eto za veuu ?:-D:-D
295. kala ( 03/04/2006 14:17)
zany ndray ve hanontaniana (ny akama mpiaraka mihinana pop corn an!):wink:

fa nankaiza daholo ny olona tety @'izao ê?
296. Herimiafina ( 03/04/2006 15:47)
Zah anie olona ry kala e!=))=))

Fa aiza ianao io no mipetraka e?
297. akamatiana ( 03/04/2006 16:15)
aty liban ka!

andro inn kay anjouany euuh???
298. Herimiafina ( 03/04/2006 16:16)
Alatsinainy maraina akia aty aminay an! :-D:-D

Inona no akanjo hanaovanao ao? =))=))
299. akamatiana ( 03/04/2006 16:36)
pull mentso de zipo jean !

enao veuuh refa manokatsa an'ty de ela beuuh kou ???
300. Herimiafina ( 03/04/2006 16:59)
Ie, satria efa lasa lavabe le size.


de inona koa ny akanjo hanaovanao hafa ao? :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.82