lalao
262. kala
(
31/03/2006 15:30)
zà no hanao spectacle de ieeeeeeeeeeeee:wink::wink::wink:(mamzel > ametraho aloha de lazaiko ny fahazotoako)
toa mandrevy enao zany klé?:roll:
toa mandrevy enao zany klé?:roll:
267. kala
(
31/03/2006 17:21)
tsy misy fa ny mahafinaritra anà de maromaro ihany fa zà tsy hiteny
f'angaha enao efa amoureux(se) teto @serasera?:wink:
f'angaha enao efa amoureux(se) teto @serasera?:wink:
268. Herimiafina
(
31/03/2006 17:22)
sasa:
za omaly tam maraina nanao raharaha be d ny hariva nandé nihinana katsaka tany ambaatofotsy :-D
Herimiafina ve efa manambady?
Tena mbola tsy manambady zah raha ianao no manontany.
Interessé angaha njy klé? hehehehe=))=))
269. kala
(
31/03/2006 18:02)
zà zany no mamaly eto na dia tsy zà no tena tiana hametrahana fanontaniana : tsy intéressée zà fa manao intéressante ka!:oops::oops::oops:
enao angaha mamo???
enao angaha mamo???
270. pissoa
(
31/03/2006 18:03)
Izay izany no valiako ... kala zah tsy hamaly :-D:-D
I sasa irery ve no mahazo mamaly an'i Herimiafina?
I sasa irery ve no mahazo mamaly an'i Herimiafina?
275. Herimiafina
(
31/03/2006 19:10)
Hitady an'i kala fa lasa nitsoaka izy teo!
Ary nareo ve tena tsy matory mihintsy e? hehehe=))=))
Ary nareo ve tena tsy matory mihintsy e? hehehe=))=))
276. kala
(
31/03/2006 19:18)
zahay mbola mitaingina kifafa atao raoplanina zao
f'angaha mbola misy mpandeha amin'izao :-D:-D:-D:-D
f'angaha mbola misy mpandeha amin'izao :-D:-D:-D:-D
277. Herimiafina
(
31/03/2006 19:20)
Misy mpamosavy tia mi-voyage amin'ny alina knou1 hehehe, mampitombo heures de vol, hehehehe=))=))
Fa aiza ianao io izao e?
Fa aiza ianao io izao e?