Ry Tanindrazanay malala ô !
61. marozevo
(
25/03/2006 00:13)
xxx >
A partir d'une donnée = Ny statistika izany eh... Fantatra amin'ny sdtatistique ny isan'ny mponina sy ny isan'ny Kristianina. (Donnée io fa tsy intution).
Tsy afaka hanaraka an'i Kristy raha tsy miaina ny Batisa/ Batemy. Tsy fombafomba manko ny Batemy fa FIAINANA.
Ny fitondran-tena tsy manova ny Batemy = Ny tiana hambara dia izao : Rehefa vita Batemy/Batisa ianao dia Kristianina izay, ka na hivavaka ianao na tsy hivavaka, araka izay safidinao, dia Kristianina ihany ianao. Na hangalatra na hijangajanga na hanao soa na hanao ratsy, dia Kristianina ihany fa tsy hoe rehefa manao fahotana dia lasa tsy Kristianina tampoka indray.
Ilay ohatra fanondrahana toaka amin'ny pneu : Ahoana no hahasahiana milaza "gratuitement" be izao fa SAMPY io? Sao dia mba tsy hainao aloha ny dikan'ny teny sasany izay tokony ho hay alohan'ny hilazana izany = Ordre symbolique ? Semiologie ? Anthropologie ? Culture et inculturation ? Signifiant et signifié ... sns... Raha tsy izany dia fitsarana ivelany no ataonao (jugement témeraire).

62. Fiffi
(
25/03/2006 07:00)
ka iza koa no manao an'izany statistika izany ? mitombona koa ve io ? ny mahagaga ahy mantsy dia malaza ny gasy @ finoana sa diso aho ?
63. Achia
(
25/03/2006 11:24)
fa inona lo ny antony hanasiana toaka ny pneu e na ny fiara , ary inona koa noantony hamadiana ary inona avy no fomba hatao refa mamadika :-P
64. Fiffi
(
25/03/2006 12:42)
raha izaho aloha dia tsy afaka mamaly ireo fanontaniana ireo satria tsy fombanay ny mamadika fa na izany kosa aza dia manaja ny fomban'ny hafa izay manao an'izany aho!
65. Achia
(
25/03/2006 16:34)
ra tsy misoratena ho Kristiana izy de manaiky anao aho fa ra milaza kosa izy hoe zay Kristiana de aoka izy handinika
67. marozevo
(
26/03/2006 00:44)
Ny critère hiaingan'ny Statistika dia ny registre. Na io registre n'ny Fanjakana, na registren'ny Fiangonana.
Iza no sahy hilaza fa tsy serieux ny statistika natao tany M/kara hatramin'izay?
Tsy ny fanondrahana toaka no olana, na ny zavatra ivelan'ny famadihana, fa ny hevitra lalina fonosin'ny teny hoe fahafatesana eo amin'ny Malagasy. Ka raha misy te hanadihady momba ireo, ka tsy miainga amin'ny hevitry ny hoe fahafatesana aloha, dia heveriko fa lany andro fotsiny.

68. xxx
(
26/03/2006 01:36)
marozevo:ny donnée avoakan'ny statistique dia azo tamin'ny fanaovana enquete. izany hoe kristianina auto-proclammée no hitan'ny statistique.:-D
Iza no sahy hilaza fa tsy serieux ny statistika natao tany M/kara hatramin'izay?
69. Achia
(
26/03/2006 18:30)
le fandevenana sy famadihana ne tsy mitovy e ny ray lena ny ray maina fitomaniana sy fanaovampety tsy mitovy reo e
70. marozevo
(
26/03/2006 22:56)
I xxx ve aloha efa nanao statistique eh ? Rehefa manao statistique ny Fiangonana dia mijery ny boky mirakitra ny Batemy/Batisa. Na auto-proclamé na baptisé tsy dia mampaninona, fa ny zava-misy dia ny registre tsy nataotao foana akory.
Ny méthoden'ny Fanjakana amin'ny Statistika kosa aloha tsy dia haiko loatra, nefa rehefa hita fa tsy mifanalavitra ny vokany, dia azoko inoana fa serieux koa izany.
Mahagaga ahy ianao ra xxx, raha sahy milaza fa tsy serieux ny statistiques vita any Madagasikara. Ho anao rahateo koa moa tsy misy serieux raha vao zavatra mahakasika fivavahana, efa hatry ny ela izany no hita teto.

71. xxx
(
27/03/2006 03:19)
marozevo:ny isan'ny mpiasam-panjakana aza ramaro DISO dia inona no mahagaga anao amin'izany?
Mahagaga ahy ianao ra xxx, raha sahy milaza fa tsy serieux ny statistiques vita any Madagasikara.
raha ny teninao no arahina dia isan'ny vita batemy - fombafomba ivelany - izany no hita ao amin'ny statistique fa tsy ny isan'ny tena kristianina izay lazaiko fa latsaky ny 10%. ireo vita batemy/batisa ireo ihany mantsy no mavitrika manatevin-daharana ny fankanesana any amin'ny mpanandro :-D
72. Fiffi
(
27/03/2006 06:00)
ny ahy aloha dia ilay resaka 10% no tena tsy laniko eh! :-D:-D:-D fa aza omena tsiny eh! :wink:
73. marozevo
(
27/03/2006 22:29)
Azafady kosa aloha ra xxx fa tsy fombafomba fotsiny izany ny Batemy/Batisa ah ! Tsy misy afaka hilaza hoe Kristianina raha tsy vita Batemy/Batisa.
Raha tsy ateraka indray amin'ny rano sy ny Fanahy ianareo, dia tsy handova ny fiainana mandrakizay... Jn3,...
Iverenako ilay statistika : Efa nolazaiko fa ny methoden'ny fanjakana tsy haiko loatra, fa raha ny méthode (technique) ampiasain'ny Fiangonana (Katolika aloha no hitako), dia sahiko ny mijoro ho vavolombelona fa fiable mihitsy... Ny 100% kosa aloha tsy misy.

74. xxx
(
27/03/2006 22:48)
marozevo:ka nateraka tamin'ny rano sy fanahy sa nateraka tamin'ny rano ireo mpaka torohevitra amin'ny mpanandro, ny mpampisotro toaka fiarakodia, ny mpanao ody fiarovana amin'ny mpangalatra, ny mpanao joro, ny tsy mihinan-tsira sy kisoa amin'ny faritra sasany, ny mpanao ala-faditra, sy ny maro namany? ireny koa mantsy voamarika hoe kristianina ao amin'ny registre ananan'ny fiangonana:)
Raha tsy ateraka indray amin'ny rano sy ny Fanahy ianareo, dia tsy handova ny fiainana mandrakizay... Jn3,...
75. Fiffi
(
28/03/2006 05:54)
ireny koa mantsy voamarika hoe kristianina ao amin'ny registre ananan'ny fiangonanafa fiangonana aiza izany ry xxx ? ary raha izany mety ny fandraisanao ny zavatra hataony angamba ny mahatonga anao ilaza sy tsy hanaiky ny zavatra hataony ireo olona ireo , fa ny mino aho fa ny mpitantana ny registre ny fiangonana dia mahafantatra tsara ny zavatra hataony. Ary ao anatin'ny registre zany ve misy soratra hoa ra-anona mpanandro , ra-anina mifady hena-kisoa no ahafantaranao fa voasoratra ao ry zareo nefa tsy Kristianina ?
76. Angie
(
28/03/2006 09:43)
xxx kosa angamba mba mody fanina fa tsy te hahazo resaka e.
Resaka tsotra be ange zany e: ireo vita batisa/batemy no atao hoe kristiana tafiditra ao anatin'ny statistikan'ny fiangonana ary ireo zay miova filamatra avy eo dia choix-ny zany fa tsy afaka ho controler-ny stat intsony. Ny important dia hoe efa nahalala izy fa azy ny safidy avy eo na hisampy na tsia. Ary araky ny teny hoe "tsy ho avy hiantso ny marina Aho fa ny mpanota mba hibebaka" sy ny "Tsy misy marina na dia iray akory aza..." mety hanampy @ filazana fa tsy dia ilaina loatra ny ady hevitra @ stat.
A part refa misy fihaonana @ diaspora aty Italie dia atao foana io hira io tena vavaka mihintsy aloha io e

77. Achia
(
28/03/2006 12:15)
ka ny azy nge ry xxx zaza no atao batemy e de isainy ho Kristiana le ol nefa avy eo lasa mankany @ dadbare
:-D:-D
:-D:-D
78. marozevo
(
29/03/2006 09:30)
Ka izao kosa aloha ry Achia ah... Na zaza na tanora na antitra no atao Batemy/Batisa dia mitovy ihany ny hasiny, fa tsy hoe latsa-danja akory ny Batisan-jaza.
xxx > Afaka sady Malagasy koa anie no Kristianina eh. Izay fomba Malagasy tsy manohitra ny finoana dia tsy hitako loatra izay olana ny hiainana azy.
xxx ihany > Tena siora ve i xxx fa efa nahita registren'ny Fiangonana. Raha efa nahita ianao dia ho azonao daholo ireo tiana ho lazaina ireo, fa raha mbola tsy nahita dia karazan'ny resaky ny bemarenina ihany no atao aminao.

79. Fiffi
(
29/03/2006 16:25)
zaza no atao batemy e de isainy ho Kristiana le olwadrayyy ry Achia , nefa anie io tena mbola zaza io hatao batemy io mihintsy no azoko hatao ve ny filazana hoe niatombohan'ny maha-Kristianina azy , nefa raha tena miheritreritra tsara aho dia Kristianina izy satria nomen'Andriamanitra aina , ary marina mihintsy io lazain'i marozevo io fa misy ny olona mangataka ny hanaovana batemy nefa efa tena antitra , tsy misy taona io ary mitovy lanja avokoa marina.
80. Achia
(
29/03/2006 20:25)
:°) fifi zevo fa aminareo inona moa no hevitry ny batisa e ? .Ary ohatra ny boudiste nga tsy mba manana aina