Ry Tanindrazanay malala ô !

141. Fiffi ( 04/05/2006 19:53)
fantatro kah! angamba ny antony nanaovako an'io dia ny fialantsiny ?
142. marozevo ( 06/05/2006 00:01)
Ry Tanindrazanay malala o
Irianay ny mba hanompoana anao.
Ny tena sy ny fo fanahy anananay.
Izay sarobisy sy mendrika tokoa.

Ry Tanindrazanay malala o
Irianay ny mba hitahiana anao.
Ka ilay Nahary izao tontolo izao.
No fototra ijoroan'ny satanao.

Raha mba io no tena iainantsika Malagasy tokoa..... dia tsy ho nofy ilay hoe : "E Sambatra tokoa izahay".
143. Fiffi ( 06/05/2006 04:55)
indrisy anefa..........
Na izany aza dia hivavahana hatrany mba ahazahoana io fahasambarana io ary tsy ho kivy , eny a dia hiaraha-mahita aza ny manjoa ankehitriny. Ary hasiana finoana koa fa mbola ho avy ny anjara-masoandro hamiratra tokoa.
144. marozevo ( 08/05/2006 15:36)
Ny lanitra akory tsy mba miangatra..
Tandrifin-drahona angamba ....
145. Fiffi ( 08/05/2006 18:55)
enganie ! omaly gaga be aho t@ fivavahana "prière universelle" de voatonona Madagasikara , nalahelo ery zah.
146. marozevo ( 10/05/2006 19:35)
Taiza zany ry Fiffi ? Raha izaho no naheno an'izany angamba tena ....

Tsy ditrany hono hoe no nandaozany ilay akany maminy iny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1428