Ry Tanindrazanay malala ô !
121. marozevo
(
04/04/2006 22:35)
Achia > izahay izany eh... Hitanay fa mahasoa io matoa arahinay ka !
Fiffi > Dia mbola tsy nahita asa ve ianao hatramin'izao ? Tsaroanao ho tsy manampy anao ve Andriamanitra ?
Tsarovy fa mahatoky Izy, ka tsy hamela anao halaim-panahy mihoatra noho izay zakanao.
Fiffi > Dia mbola tsy nahita asa ve ianao hatramin'izao ? Tsaroanao ho tsy manampy anao ve Andriamanitra ?
Tsarovy fa mahatoky Izy, ka tsy hamela anao halaim-panahy mihoatra noho izay zakanao.
122. Fiffi
(
05/04/2006 05:24)
marozevo: misy olona izay mba nangataka ny hanaovany sekoly aalahady ity zanany vavy ity satria lasa ny resaka tany am-pianarana hoe zah manao caté sns..... dia mba nangataka ary ity zanany ity mba hanao caté ko! tsotsa hiany ny valin'tenin'ny rainy: tsy manao caté zany ianao satria tsy misy dikany io , aza minomino an'izany ianao fa izay hitan'ny masonao hiany hinohana. Jereo fotsiny ny nanjoa ahy!! firy taona aho nitady asa , nivezivezy tetsy sy teroa mba nanampy ahy ve ny Tompo zavatra niseho io no tantaraiko teto fa tsy zah mihintsy an! Manana ny asako efa ela tokoa aho sady tsy mahakivy ahy , eny na dia indraindray aza miasa ny alahady na ny andro ferié fa harahako fivavahana foana izany ary hisaorako an'ny Tompo.
124. Fiffi
(
05/04/2006 07:38)
Mifenty: de inona zao no mampihomehy anao an'izany ? :roll::roll::-D:-D:-D
127. marozevo
(
06/04/2006 21:55)
Kay ve izany ilay izyy ry Fiffi ah... Ka somary nihataka kely manko, ao amin'ilay version voalohany, ilay frazy farany, ka noheveriko hoe hevitrao manokana, kay tratran'ilay olona kely no nampidina azy. Mazava ka ! Fa mba ahoana ny hevitr'i Fiffi ary amin'io tantara kely io ?
mifenty > Za tokoa leity gaga fa "Ry Tanindrazanay malala o" ny loha hevitra, nefa "Zanahary o tahio" no nitranga voalohany tao ah !
mifenty > Za tokoa leity gaga fa "Ry Tanindrazanay malala o" ny loha hevitra, nefa "Zanahary o tahio" no nitranga voalohany tao ah !
128. Fiffi
(
08/04/2006 13:05)
marozevo: ilay dinika aloha dia hoe hivavaka ho an'ny tanindrazana fa nalahelo mafy tokoa aho nohon'izao rehetra mitranga any zao , kanjo moa manaraka izay valin'ny namana hiany no nihovan'ny resaka ka akory hatao ? raha io tantara io aloha dia mampalahelo fa ny ankizy indray ve no tokony hangataka @ RAD hanaovany caté fa tsy ny RAD no tokony hampirika azy ireo hanao izany ? ary koa raha tsy mino ireo RAD fa hoe tsy nohenon'ny Tompo na tsy nojeren'ny Tompo t@ andro nitadiavany asa dia lasa nianjery tany @ ankizy zany.
129. marozevo
(
10/04/2006 22:33)
Adidin'ny RAD no mampiditra ny zanany hianatra katé, marina izany satria tsy hoe soa ho an'ilay zaza irery ny mahay caté, fa ho azy RAD koa. Mora beazina ny zaza rehefa nianatra katé amin'ny ankapobeny.
Fa misy koa RAD mihevitra fa zony ny mandidy izay tiany hatao amin'ny zanany. Indrisy anefa fa maro no diso làlana.
Fa misy koa RAD mihevitra fa zony ny mandidy izay tiany hatao amin'ny zanany. Indrisy anefa fa maro no diso làlana.
130. Fiffi
(
11/04/2006 06:39)
maro tokoa ny diso lalana fa hivavahana hatrany izy ireny mba ahitany ny lalan'ny fahamariana.
132. marozevo
(
11/04/2006 18:49)
Anisan'ny olana any an-tanindrazantsika ny fahasamihafana be loatra eo amin'ny generation (Conflit de generation), satria haingana loatra ilay fandrosoana ara-teknika tato ho ato izay ka tena maro ny RAD no nilaozany. Tsy hoe ratsy fanahy akory ireo izay mandidy loatra ny zanany, fa tena tsy fidiny azy ireo tokoa. Eny mivavaha isika ho azy ireo.
133. Fiffi
(
12/04/2006 05:58)
marina aloha zany an! haingana loatra ilay fandrosoana ara-teknika nefa na izany aza ve dia tokony hampiova ny finoana izany ? miheritreritra manko aho hoe: ny zavatra rehetra dia azo solohina , azo hovana fa ny finoana kosa , eny eh! mety solohina koa io raha ohatra hoe hivadika finoana fa tsy nahazo fahafaham-po ohatra na ny mariazy sns... saingy ny finoana ny Tompo satria amiko aloha dia ny Tompo hivavahana dia Iray ary Tokana , ka raha ohatra hoe tsy nahazo fahafaham-po ve ny RAD dia ho sakanana koa ny ankizy ? na dia niova be tsy misy ohatran'izany na nandroso be loatra ny teknolozia , nahoana ny ankizy no rarana ?
134. marozevo
(
19/04/2006 21:13)
Sarotra be no mamaly ilay fanontanianao, satria mila ilay nandrara mihitsy no anontaniana. Eny tokoa ... nahoana ? .... I Kristy aza efa nilaza hoe "Avelao hanatona ahy ny zaza fa ny toa azy ireny no handova ny Fanjakan'ny lanitra"
135. Fiffi
(
26/04/2006 18:41)
dia nanontaniako izy zany dia hoy izy: t@ zah nila fanampiana , tsy mba nisy nitsinjo na nanampy ahy fa zah irery no ni-debra ka rehefa izany dia tsy hino izay tsy hitako aho fa izay hitako hiany.
137. Fiffi
(
29/04/2006 16:23)
zah ko ! hihihih fa tsy dia manintona ahy loatra ny handehanana any . Raha mijery ny zavatra rehetra mitranga any zah , tena mahakivy alohan'ny handehanana. Raha samy andeha hiany aleko lavitra mankany M/car.:)
138. marozevo
(
02/05/2006 23:17)
Za zao ho any atsy ho atsy... Any Madagasikara izany anh...
Tian'i Fiffi ve i Madagasikara ? Eny izao no valin'io.
Dia soraty feno ary ny anarany eh...
Tian'i Fiffi ve i Madagasikara ? Eny izao no valin'io.
Dia soraty feno ary ny anarany eh...
139. Fiffi
(
03/05/2006 03:32)
:oops:
Ry Tanindrazanay malala ô
Ry Madagasikara soa
Ny Fitiavanay anao tsy miala
Fa ho anao , ho anao doria tokoa
Tahionao ry Zanahary
Ity Nosindrazanay ity
Hiadana sy ho finaritra
He ! sambatra tokoa izahay.
:oops:
Ry Tanindrazanay malala ô
Ry Madagasikara soa
Ny Fitiavanay anao tsy miala
Fa ho anao , ho anao doria tokoa
Tahionao ry Zanahary
Ity Nosindrazanay ity
Hiadana sy ho finaritra
He ! sambatra tokoa izahay.
:oops:
140. marozevo
(
04/05/2006 15:27)
Misaotra nanolotra an'io, fa tsy io no tiako ho lazaina fa ilay hoe "M/car" tokony hatao hoe Madagascar na Madagasikara.
