Ry Tanindrazanay malala ô !

101. Achia ( 31/03/2006 19:02)
ka na ireo ol mahalala nefa tsy manmbara @ namany aza voaheloka ko maika ze RR manoro ny zanany @ tokony halehany .Ny fisehony mandrasa .Tsy mahay toko sy andininy de hinoy ze voasoratra omen'ny hafa eto :lol:
102. xxx ( 01/04/2006 00:08)
sonwin:
Za tsy mahay toko sy andininy
vakio, ianaro, alalino, diniho, ary ampiharo aloha ny baiboly mialohan'ny iresahana azy:-D
103. marozevo ( 01/04/2006 00:22)
Za koa tsy mahay toko sy andininy, satria tsy mba anisan'izay mandika ara-bakiteny na mihinana am-bolony. Fa za kosa tsy menatra ny hifampizara ny fahalalako raha ilaina izany.

Alohan'ny hamaliako an'i xxx momba ny fanontaniana apetrany ao ambony ao, dia tiako ho fantatra aloha raha mitovy ny niveau de comprehension. Hahafantarana izany dia ireto misy teny izay efa nasehoko tary ambony fa tsy novaliany moa : Semantique - sémiotique - ordre symbolique - Signifiant/signifié - rite et culture. Raha tsy mahazo an'ireo dia tsy hisy vokany akory ny ady hevitra, ka miala tsiny.
104. Fiffi ( 01/04/2006 06:46)
vakio, ianaro, alalino, diniho, ary ampiharo aloha ny baiboly mialohan'ny iresahana azy
miatomboka aminao io ry xxx , izay koa angamba no tsy hahasahianao miseo . Raha izany dia tokony nolazainao hoe " andao aloha hiaraka hamaky , hianatra , handinika , ary hampiaro aloha ny baiboly alohan'ny hiresahana azy.
105. sonwin ( 01/04/2006 19:53)
Ok Fiffi an, zany ahay ka valinteny mahafinaritra=D

xxx> za tsy hamaky fa hihaino, za tsy andalina fa mandray izay ampitain'ny fiangonana amiko, za tsy andinika fa ampy ahy ny fampianaran'ny Eglizy Iray Masina, ampihariko tokoa satria io no "ligne de conduite" ho anay, ary ny fiainana azy no zava-dehibe fa tsy ny fahaizana azy tsianjery.Dia za tsy maintsy miresaka satria za tia miresaka, dia aza mihomehy ohatran'ny adala eo fa tsy misy zavatra mampihomehy akory eo, ohatran'ny mahita vache qui rit zany za kle, tsy misy antony eo dia mihomehy. 8)
106. Fiffi ( 02/04/2006 05:19)
zah indray aloha mbola tsy nahita vache qui rit eh! :-D:-D:-D:-D
107. Achia ( 02/04/2006 06:43)
fa fanahin'iZanak'ATRA ve hampitovy ol @ vache zahao tietra ze fanahy mipetraka ao aminao fa za tsy mino fa fanahin'ATRA no ao
108. xxx ( 02/04/2006 10:24)
Achia> ny Tenin'ATRA aza mahakamo azy fa efa natakalony ny tenin'ny fiangonana, ka aoka tsy ho gaga ianao :-D
109. Fiffi ( 02/04/2006 12:06)
:roll:
110. sonwin ( 02/04/2006 12:22)
xxx> jere ty izy :D, amin'izay mbola mandika vilana sahala amin'ny olona tsy ampy maro ilany, ary inoako ihany koa fa manao sofina mpivaro-bilany :^)

Achia> Tsy dia hitako loatra izay olana amin'izay fanahy mitoetra ao, za ihany no za :D
111. Fiffi ( 02/04/2006 12:24)
sonwin: :-D:-D:-D:-D andraso koa aloha zah mba te-handika vilana de mba valio an! :-D:-D:-D:-D
112. marozevo ( 02/04/2006 18:39)
sonwin : Misy ekeko ireo hevitrao ireo, saingy nafana loatra ianao, ka io no somary nohararaotin'ilay mpandray an-tendrony.
113. Fiffi ( 03/04/2006 04:19)
marina izany.
114. Mifenty ( 03/04/2006 07:18)


arako io xxx io le :-D:-D:-D
115. Fiffi ( 03/04/2006 07:22)
:roll:
116. Achia ( 03/04/2006 07:51)
nitranga daholo izy mianakvy , fanahy iray ihany hoa no sotroana ao ra xxx very fotoana fotsiny eo enao ny tenin'iJK aza tsy ekeny ko maika fa ze anao hihihi
117. Fiffi ( 03/04/2006 12:10)
marina aloha zany eh!
118. marozevo ( 03/04/2006 22:50)
Azafady ange ry Achia, mba azavao kely, raha azonao atao ka miankina aminao koa, io lazainao eo ambony io fa tsy azoko ah... Iza le "izy mianakavy".
119. Fiffi ( 04/04/2006 05:21)
fa raha ny tena marina dia sarotra ry marozevo ny fanadihadihana ny finoana , misy olona izay mba nangataka ny hanaovany sekoly aalahady ity zanany vavy ity satria lasa ny resaka tany am-pianarana hoe zah manao caté sns..... dia mba nangataka ary ity zanany ity mba hanao caté ko! tsotsa hiany ny valin'tenin'ny rainy: tsy manao caté zany ianao satria tsy misy dikany io , aza minomino an'izany ianao fa izay hitan'ny masonao hiany hinohana. Jereo fotsiny ny nanjoa ahy!! firy taona aho nitady asa , nivezivezy tetsy sy teroa mba nanampy ahy ve ny Tompo ? :(
120. Achia ( 04/04/2006 13:31)
izy mianakavy : ireo mpakatoa sy miaro ny didin'ny Eglizy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2123