RNS 2006- 16, 17 Aprily- Vichy
101. era
(
20/03/2006 15:35)
ié, karazany fa tsy ireny teatra maha-monamonaina nalaina amin'ny fomba filalaon'ny vazaha ireny (ilay exageré daholo na fihetsika na fiteny), matetika mantsy dia ireny no antsointsika hoe teatra dia tsy mamparisika loatra ny mijery azy, izany no nanaovana an'ity hoe karajia an-tsehatra (tantaram-piainana mahaliana,mahafinaritra, mampihomehy holalaovina amin'ny fiteny sy fihetsika tsy manafitohina). Dia ho ravahana hira sy dihy koa.
102. andrea
(
20/03/2006 15:55)
za koa reto mba te handeha fa ma ento an !
(vavy ihany an !):oops::oops:
(vavy ihany an !):oops::oops:
103. Fiffi
(
20/03/2006 20:02)
andrea: aiza no misy andry ? zah manko mandeha fiara ka kamo be andeha irery sady lavitra be ka raha toa ka afaka misolo mitondra tena bien!:)
108. ds
(
23/03/2006 11:31)
K'aiza e ?
Ahoana ihany ity fihaonana any amin'ny rns ity.
Toa tsy rere sa izaho no tsy maharaka.
Tsy mba mahafaly antsika ve ny mahita ny namana any Dago tsy mila manao "je suis" na "tu es" fa tonga dia mihaona. Nahoana isika aty dilambato no tsy afaka.
Izay mitambatra vato, koa hery ho antsika ny maha samy mpiNAMANA ato ka tokony hararaotina hahitam-bokatsoa. Raha misy olana lazao ihany sao azo vahana ;-)

111. Samoana
(
23/03/2006 15:30)
Raha misy namana hafa milalao dia tsara mba milaza ny taranja handraisany anjara ( foot, volley, baskety, lomano, ping, tennis, karatoa, dihy , sns... )eto ihany @ izay afaka mifamangimangy sy mifanohatohana eny e !
113. adidy
(
23/03/2006 19:16)
Miarahaba ny rehetra e!
ds: efa miha hita soritra ange izany ny lala-kombana e! Efa vonona hihaona daholo ny namana e!
Samoana: raha ny tenako manokana aloha dia tsy manao sport mihintsy, tsy misy taranja izany e! Fa any @ activité culturelle aho angamba no hamely mafy: isan'izany ny teatran'i ERA moa izaho koa ho eo @ stand fahasalamana, dia hijery peinture, raha misy atelier peinture moa dia te-handray anjara!

116. ds
(
24/03/2006 11:15)
Efa ho maherin\'ny folo izany izao ny mpandray anjara
raha ny fikasana sy ny fomba firesaky ny tsirairay no zohina.
(Samoana,sipagasy,fasaly,Fiffi, Veloo ???, cutie ???,
Ralay, mirana5,oze34,adidy,nolalaina,era,andrea,ds)
Misy sosokevitra vitsivitsy ireto :
Tsy voatery zavatra goavana be no hatao
fa rehefa afaka mihaona kely dia efa tsara.
Tsara angamba raha asiana tompon\'andraikitra
mpanentana izy ity. Koa miangavy an\'i sipagasy
handray andraikitra fa ianao tsapako havanana
amin\'ity resaka famoriana namana ity.
Izay ho avy izany tokony manome ny nomerao
findainy (portable) any aminy hahafahany mampilaza
ny toerana sy ny fotoana hihaonana.
Dinidinika eo amorom-patana tokoa no tsara
ka rehefa fantatra mazava ny isan\'ny olona
(ao anatiny ny fianakams...), dia azo hatao
ny mividy zava-pisotro sy tsakitsaky iaraha-mizara.
Ahoana ny enti-manana ?
Tsy tokony hisy fifanerena fa izay afaka
malala-tànana no hanome. Ny Serasera.org koa toa
manana tahiry kely... Laingako izany an.
Moramora kokoa izay noho ilay samy mitondra
satria samy vahiny an-tanin\'olona no mety misy sahirana
amin\'ny adidy aman\'andraikitra ka tsy afaka.
Manangana tànana izay vonona hiaraka aminay
sy sipagasy hikarakara an\'io. Ary izay te
handray anjara kosa misorata anarana ho hentitra.
Izaho amin\'io tsy miera amin\'i sipagasy akory
fa manao didy jadona be fotsiny :-) kanefa
fantatro ny fandavantenany sy ny fitiavany ny
NAMANA ka tsy iamboha adidy izy. Sa ahoana
sipagasy ?
Miala tsiny raha toa ka manohintohina
fa efa fahazaran-dratsy ny aty e :
rehefa manao zavatra ka tiana ho lavorary,
dia tsy maintsy asiana rafitra kely...
Raha tsy lanin\'ny be sy ny maro anefa
tsy hatao amparatsy fihavanana :-)

117. Fiffi
(
24/03/2006 12:48)
boubounezy koa angamba mety hifankahita any eh! fa misy indro kely ry zareo fa hatramin'izao aho mbola tsy nahita hotel sao dia mbola misy toerana any @ nareo any eh? mbola miandry ny valitenin'i boubounezy aloha sy Andrea koa !
118. adidy
(
24/03/2006 16:01)
ds: izaho aloha mazoto @ ilay fihaonana ! Ny @ tsakitsaky dia aleo samy mitondra e! Mba agape kely eo dia ifampizarana izay entin'ny tsirairay! Lasa sao sahirana mbola manao tsena eo i sipagasy! Nisy namana nanome soso-kevitra teo ambony hoe samy mitondra ny spécialitén'ny région-ny! Ilay toerana izao no mila atao matotra hoe aiza: mba toerana tsy lavitra ny hall ary tsy ivelany fa mbola mangatsiaka mantsy izay misy zazakely, raha azo atao!
119. Fiffi
(
25/03/2006 05:58)
samy hitondra ny spécialitén'ny région-ny ? tsy aleo ve rehefa eo an-toerana mamorona fa io anie no tena tsara eh!
120. adidy
(
26/03/2006 16:06)
Ny fifankahalalana izany no tena zava-dehibe dia ny ambiny jerena any e!