RNS 2006- 16, 17 Aprily- Vichy
141. Ralay
(
29/03/2006 13:35)
Fiffi: Tanjemo njay ary ka refa vita ny fety vao tonga stria hoe nandeha niadana sady tratran'ny bouchon fa tsy nandray autoroute an :-D:-D:lol:
143. Fiffi
(
29/03/2006 15:49)
Ralay: an3 kosa eh! fa angaha kosa mi-roule 10/kmh ?
sa manana jumelles hitsikilovana ve ? :-D:-D:-D:)
sa manana jumelles hitsikilovana ve ? :-D:-D:-D:)
144. fijo
(
30/03/2006 03:19)
izay aho vao nahita an'ity.za tena tsy mbola haiko,fa mitady hotely aho io,fa sarotra.sady misy olana koa any mada,ka tsy haiko fa raha sampona ny any dia tsimaintsy mankany,fa raha tsy maninona dia lasa any ihany.
ilay Mc DO ry sipagasy efa iny may tamin'ny herintaona iny an,eo amin'ny hall no tsara na any amin'ny fanaovana kanety be.
ary araka io efa nolazain'i samoana io,indraindray ny kanety be tsy vita raha tsy alina be.
fa tamin'ny herintaona letsy ry samoana vitsy an.tsy hoatry ny tamin'ny roa taona.dia naleoko nijery baskety.

146. Ralay
(
30/03/2006 14:14)
Fiffi escorter-ko raha misy manakatsakana fa antsoy fotriny zah e :D:lol:
147. era
(
30/03/2006 18:11)
Fiffi:
toa mbola tsy nahare an'izany aho an! nefa mandeha foan ny radio ato!
efa mandeha foana ao amin'ny rvg ao amin'izay ilay izy, dokam-barotra dia misy sombiny kely dia kely
149. adidy
(
31/03/2006 13:54)
Manao ahoana daholo!! Dia misaotra an'i Sipagasy zany vonona hikarakara! Dia ilay buvetten'i Mirana ve ilay nisy karaoké t@ herintaona???Dia @ firy??
151. Fiffi
(
01/04/2006 06:00)
fijo: ko we efa misy toerana zany eo daholo ny fotoana ko! ary raha sanatria ka tara ny fahatongavan'i sipagasy eo dia ahoana ?
152. sipagasy
(
02/04/2006 05:19)
ny buvette anie misokatra ho an'ny rehetra e!, ie ilay nisy karaoke iny e! iny ihany ny buvette eo akaikin'ny parking eo e!,
Tongava maro aza e!, izay tonga aloha dia mamandrika latabatra e!
Tongava maro, izay tsy mbola nahita ahy dia misy ny sariko ato @ namana dia aza misalasala miantso any eny an-dalana e! mitodika fona aho rehefa misy miantso @ anarako na ny ps ko e!

154. Ralay
(
03/04/2006 07:10)
aleo hanandrana hiantso aloha zany zah e SIPAGASY mahare ve njy :lol:
155. Fiffi
(
03/04/2006 07:21)
fa tena misy olana ry zareo izahay an! tsy nahita hotel hatramin'izao , sa nanao ahoana ny tany ry Andrea ? :(:(
156. fasaly
(
03/04/2006 10:12)
zà andraso ihany ry zareo fa miletaleta am train a!:cry: avy latvitsa mantsy de....:°):°):°):°)
159. Ralay
(
04/04/2006 03:44)
fasaly>Aleo fa sakanako an-dalana ny train-njy dia entiko njy fa aza matahotsa e :lol: Aza atao betsaka fotsiny ny bongazy =))fa raha tsy voasakako dia eny @gare e :lol:
Fiffi: Io hotely io no olana @ maro raha efa farany vao manapakevitra.
Fiffi: Io hotely io no olana @ maro raha efa farany vao manapakevitra.
160. Fiffi
(
04/04/2006 05:56)
Ralay: tsy hoe efa farany vao manapankevitra fa toa mila manao reservation 3 volana farafahakeliny satria week-end lava be io sady toerana thermal koa de sarotra be ny ahazahoana toerana.:(