RNS 2006- 16, 17 Aprily- Vichy
161. doralala
(
04/04/2006 13:10)
Fiffi:
Ralay: tsy hoe efa farany vao manapankevitra fa toa mila manao reservation 3 volana farafahakeliny satria week-end lava be io sady toerana thermal koa de sarotra be ny ahazahoana toerana.:(
Manao ahoana i Fifi
Io misy adiresy mbola ahitana toerana :
Relais Hôtel de Marie
13 r Edouard Vaillant
63290 Puy Guillaume
04 73 94 18 88
Tsy tena ao Vichy fa mbola mandeha 13 km.
Ary mba misy afaka manao famintinana kely hoe ho atao aza marina ny fihoanana ?
Misaotra mialoha izay hamaly :-)
164. Fiffi
(
04/04/2006 18:31)
sao dia mba misy namana re mba mankao @ io hotel io ?mba lazao eto eh! :(
165. fijo
(
04/04/2006 19:54)
sipagasy an,tsy itako izany buvette akaikin'ny parking izany???parking aiza io voalaza io???ny buvette hitako dia ilay ao amin'ny fidirana,akikin'ilay fisakafoanana iny,sy ny ao amin'ny fanaovana baskety.
166. sipagasy
(
05/04/2006 08:16)
tss ry fijo kouu ilay buvette misy kaly gasy io re izany e! ilay nisy ny resto t@ 2 taona lasa e!ilay akaikin'ny parking anatiny e! fa tsy ny any ivelan'ny stade akory tsy alavitra ilay lalana kely tany mankany @ boulodrome e!, endrasako enao fa tsy olana e! antsoy ihany aho efa io ambony io ny n° finday e!
169. fasaly
(
06/04/2006 09:13)
fiffi: ary bounezy angah handeha ihany efa nilamina ve ny fatoriana??????:wink:
171. adidy
(
06/04/2006 19:56)
Manao ahoana daholo! Angatahana ary sipagasy hanao famintinana ny fihaonana e! Aiza, andro inona? @ firy! Ho an'ireo mandray resaka an-dalana io!
Fifi: angaha tsy nanontanian-droky ilay hotely nolazaiko ao @ centre ville: Clémenceau?
Fifi: angaha tsy nanontanian-droky ilay hotely nolazaiko ao @ centre ville: Clémenceau?
173. sipagasy
(
07/04/2006 13:48)
ho an'i adidy ny fotoana dia ny sabotsy hariva manomboka eo @ 18/19H eo ho eo ao @ buvette akaikin'ny parking, dia tongava maro e!
