RNS 2006- 16, 17 Aprily- Vichy
122. era
(
26/03/2006 20:31)
io mitsipendrapendrana io amin'ny bannière ambony indrindra io ilay tantara atao any amin'ny rns, toa misy sombiny kely mandeha koa ao amin'ny radio vazo gasy raha hiaino.
124. era
(
27/03/2006 10:03)
adidy:
Miarahaba ny rehetra e!
ds: efa miha hita soritra ange izany ny lala-kombana e! Efa vonona hihaona daholo ny namana e!
Samoana: raha ny tenako manokana aloha dia tsy manao sport mihintsy, tsy misy taranja izany e! Fa any @ activité culturelle aho angamba no hamely mafy: isan'izany ny teatran'i ERA moa izaho koa ho eo @ stand fahasalamana, dia hijery peinture, raha misy atelier peinture moa dia te-handray anjara!
misaotra e:lol:
125. Fiffi
(
27/03/2006 10:10)
toa mbola tsy nahare an'izany aho an! nefa mandeha foan ny radio ato!
126. Samoana
(
27/03/2006 11:33)
Manohana ny hevitr'i ds ny tenako ary mankasitraka azy sy sipagasy hikarakara ny fihaonana. Raha manara-dia antsika ihany koa Rafijo @ io fotoana io dia atosintsika ho anisan'ny kandidà hanafàna lanonana:wink:
127. fasaly
(
27/03/2006 11:52)
ka zao e: lay lanonana roviana de aiza de am firy???:roll::?: mbola tena fanina ny tenanay:°):-w
128. Samoana
(
27/03/2006 12:11)
fasaly > njy angaha mety tezitsa ? hihihihi
Rehefa mifankahita sy mihaona isika rehetra no mamorona lanonana satria tsy mbola tojo fivoriambe toy ny ataon'ny namana any Dago e ! I ds efa nanolo-tena hanao fandaminana tsotsotra miaraka @ sipagasy raha ny fazahoako ny resaka. Dia ho rentsika miandalana eny ihany ny tohiny...
Rehefa mifankahita sy mihaona isika rehetra no mamorona lanonana satria tsy mbola tojo fivoriambe toy ny ataon'ny namana any Dago e ! I ds efa nanolo-tena hanao fandaminana tsotsotra miaraka @ sipagasy raha ny fazahoako ny resaka. Dia ho rentsika miandalana eny ihany ny tohiny...
130. fasaly
(
27/03/2006 15:20)
samoana: tsia an! tsy mety teizitsa:wink::?
fiffi: ka na arahiko mormaora aza ange de raha tsy hitako ny toerana de hitonantonana otran'ny ondry very eny zà e!:wink::-D
fiffi: ka na arahiko mormaora aza ange de raha tsy hitako ny toerana de hitonantonana otran'ny ondry very eny zà e!:wink::-D
131. era
(
27/03/2006 19:43)
Fiffi:
toa mbola tsy nahare an'izany aho an! nefa mandeha foan ny radio ato!
izaho koa aza mbô gaga, sa angamba rahampitso vao atombony, fa tsy maintsy tokony hisy ao e
133. sipagasy
(
28/03/2006 17:22)
oups kay miala tsiny fa tara aho vao namaly, hevitra mety tokoa aloha ilay hoe ao @ standen'i mirana moa ilay izy teo no hihaonantsika e! sady ao anatin'ny stade rahateo koa, ny stand buvette no tiako lazaina io ann ilay eo akaikin'ny parking io e! hihhi ny n° tel ko ho an'izay mila dia ny: 06.20.05.30.32 koa dia any izany isika mihaona e!
136. Ralay
(
29/03/2006 09:07)
Dia tena mety tokoa ny hevitry ds io fa efa io ihany koa no nataonay t@ namana nihaona tany vichy fa vitsy² ihany ny nihaona. Nahafinaritra ny revy fa nifandom-bera daholo izahay t@io.Saika tsy hisaraka mintsy aza izahay sy ry fijo :D.
Misaotra an'i sipagasy mikarakara fa dia ho raofiko daholo hiaraka amiko izay namana rehetra hitako eny andalana eny e :D.
Misaotra an'i sipagasy mikarakara fa dia ho raofiko daholo hiaraka amiko izay namana rehetra hitako eny andalana eny e :D.
137. Fiffi
(
29/03/2006 09:57)
ho raofiko daholo hiaraka amiko izay namana rehetra hitako eny andalana eny e .:-D:-D:-D:-D nga polisy Ralay ? mampatahotra zany kle :-D:-D:-D:-D de atao aiza ? anaty sobika ve ? :-D:-D:-D fa mba vazi2 ny ahy fa tongava maro ry namana ah!:)
138. Ralay
(
29/03/2006 13:12)
Fiffi: Njy no raofiko voalohany fa aza atao mifanena amiko eny @ autoroute eny aza ka mandeha mafy :lol:Ny ahy misy girophare ny daba de mora fantatsa :D=))
139. Fiffi
(
29/03/2006 13:16)
Ralay: dia efa nampitandrina zany ianao ka aleo hitsaoka matanjaka fa tsy haka autoroute raha izany fa misy riska be klé :-D:-D:-D:-D:-D
140. Samoana
(
29/03/2006 13:27)
sipagasy/ charger-o tsara ny batterie portable sao tsy tratr'antso fa variana manandra-tsira eo @ buvette:lol: