RNS 2006- 16, 17 Aprily- Vichy
181. Fiffi
(
11/04/2006 15:36)
sipagasy: tena milay tokoa moa izy zany an! zany moa ry fijo ô ? :):*
183. sipagasy
(
12/04/2006 16:51)
averiko indray fa ny buvette = chapiteau annn sao misy tsy hifankahita eo isika hihihi a+
184. doralala
(
12/04/2006 20:23)
Dia efa homano ny fakan-tsary an !
Ary makà aina tsara fa hafana ny lanonana e !!!! :lol:
Ary makà aina tsara fa hafana ny lanonana e !!!! :lol:
185. Ralay
(
13/04/2006 03:51)
Dia izay izany fa de vlouma sabotsy mifankahita hoy ilay hira zay e :lol:
186. Fiffi
(
13/04/2006 04:28)
dia mazotoa daholo ary ianareo ary hivavaka ho anareo ny aty io Paska io an! :-*:-*:-*:-*:-*
187. Ralay
(
13/04/2006 08:40)
Fiffi nga tsy ho avy no hivavaka ho anay :lol: ny ahy mbola manankery ilay vavaka nataoko t@ dimanche lasa teo anie :P
:* dia manaova paska sambatsa e :*
:* dia manaova paska sambatsa e :*
188. Fiffi
(
13/04/2006 08:49)
Ralay: :(:( misy olana eh! ny hotely olana , ny .... olana daholo , sady mba misy annif koa manko ny asabotsy io ka ..... @ manaraka karakaraina mialoha fa taitra teo nefa efa tara be daholo ny fikarakarana ny rehetra. Fa dia mazotoa daholo eh!:*
189. fijo
(
13/04/2006 19:24)
za efa nivavaka tamin'ny mbola kely dia ampy izay kle.
ok daholo ary e.
ok daholo ary e.
190. Fiffi
(
13/04/2006 19:34)
fijo: rehefa izay moa no hitanao sy tsapanao , tsy hasiana komentera zany satria samy manana ny fivavahany sy ny finoany koa ny tsirairay ka manaja an'izany aloha zah an! :):)
191. fijo
(
14/04/2006 03:14)
za koa manaja andry be mihintsy ka.na dia sosotra aza fa tsy hoavy ndry.nefa dia :lol:ihany dia ampy e