RNS 2006- 16, 17 Aprily- Vichy

81. Fiffi ( 13/03/2006 06:48)
Ralay: kiiiii !!! teo zao maraina io mbola -4 kle :-D
fa nga nareo be hafanana any ? :-D mba hatsipazo aty ary zany hafanana zany eh! :-D:-D:-D
82. Ralay ( 13/03/2006 08:53)
Fiffi> Tena efa en chaleur mintsy ny aty fa azo omena njy raha mila :-$=)):lol:
83. Fiffi ( 13/03/2006 08:59)
Ralay: miankina @ ilay hafanana aloha io an! hoe inona no omena ahy na inona fa sao dia ireny bonbon mafana be maha-sempotra ireny :-D:-D:-D le kiss kool moa ? :-D:-D:-D
84. Ralay ( 14/03/2006 02:16)
Fiffy: Misy ny hafanana izay ilainjy aty fa lazao fotsiny hoe inona.Na kisss tsotra aza de misy :* :lol::-$
85. Fiffi ( 14/03/2006 05:39)
zany an! :) :*
86. era ( 15/03/2006 11:24)
ny ao amin'ny programa asabotsy hariva dia tokony hisy an'ilay hoe "karajia an-tsehatra sa...?",an'isan'ny mpilalao amin'io aho, ka raha mahazo vaovao tena matotra aho amin'ny fotoana dia lazaiko eto dia aleo any no mifampotoana sa...?
87. fasaly ( 15/03/2006 14:38)
in njay zany zany karajia antsehatra zany????:roll::roll: lalao kou ve zany???
zà klou de tsy mahita hatoko e! fa miandry zay haroso:°) am hevitra farany:°)^^
88. Fiffi ( 15/03/2006 19:48)
inona tokoa izany eh ?:roll:
89. era ( 15/03/2006 20:22)
fihetsiketsehana koltoraly io e !eo ambany fikarakaran'ny rns, dia fampisehoana io izany. Tantara an-tsehatra koa izany no azo andikana azy.
90. Fiffi ( 15/03/2006 20:24)
hay ve eh! :-D:-D
91. Fiffi ( 17/03/2006 06:23)
dia mbola miandry ny co-voiturage foana aho hatramin'izao eh! ary sao dia mba misy mahafantatra ny momba ny fahatoriana ? ny hotel zany?
92. fasaly ( 17/03/2006 19:06)
fiffi tara lotsa kosa raha izao mbola tsy hay foana hoe aiza ny hatory, ny hotely ange efa reservé mialoha beuh dooly e! eny e! mety mahita foana klou fa tsy araka ny tadiavina e!:wink:
93. adidy ( 17/03/2006 19:19)
Manao ahan daholo! Fiffi: ianao any @ centre dia tsy hitako iay hi-proposer-na covoiturage anao!! raha ny hotely indray ilay formule 1 sy étpe hote ireny efa feno, fa andramo ny centre ville!Misy mora ihany indraindray tsy ampoizina akory!
inona avy moa ny fandaharana koltoraly?
94. Fiffi ( 17/03/2006 19:19)
fasaly: efa nahita hotel akia zah an! fa ny co-voiturage zao no mbola miatady foana aho an! :(:(
95. sipagasy ( 17/03/2006 19:52)
Fiffi ann eo à stand fahasalamana izao araka ny hitako teo dia hoe misy namana ao,i mirana ihany koa "nilaza" ary mbola miandry azy moa isika ny @ hoe ao @ cafet ny hihaona,fa izaho aloha dia tsy miova e! botabotakely izay aho hanao kaskety de mibaby kitapo ahitana ny soratra hoe SERASERA.ORG dia manantona e!!!
96. Fiffi ( 17/03/2006 20:01)
dia tsy mba misy paris ve ho any eh ? na izay ao @ 93 koa na 92 koa eh! :roll::roll:
sipagasy: mbola hiandry kely fotsiny sisa aho dia raha tsy misy mamaly eto dia any zany mihaona eh!
97. boulki ( 19/03/2006 14:08)
Andraso eo @ tranonjiro aho ry Fiffi fa alaiko eo njy raha te handeha :lol:
98. Fiffi ( 19/03/2006 16:10)
boulki: aza hatao vazi2 moa eh! fa tena mba mitady anie zah eh! :(:(
99. era ( 20/03/2006 09:42)
adidy:

Manao ahan daholo! Fiffi: ianao any @ centre dia tsy hitako iay hi-proposer-na covoiturage anao!! raha ny hotely indray ilay formule 1 sy étpe hote ireny efa feno, fa andramo ny centre ville!Misy mora ihany indraindray tsy ampoizina akory!
inona avy moa ny fandaharana koltoraly?


io karajia, tantara an-tsehatra io no andraisako anjara mavitrika dia anasako anareo rehetra. Ny sabotsy 15 amin'ny 3 sy sasany any no manomboka.
100. fasaly ( 20/03/2006 10:43)
era: de tsara ho fantantra zany ry era a!
de inona mou zany le izy karazana théatre ve sa akory8)8):?::wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5928