RNS 2006- 16, 17 Aprily- Vichy

21. fasaly ( 15/02/2006 15:51)
tsy mety kosa le mijanona anonyme kou tsy aleo tsy mande raha izany! de navelan'ny sasany nandende tany sipagasy amaly kitapo kely transparent, zay no ntena bmola mahasamy hafa atsika namana aty andafy mihoatra amin'ny namana any madà an! ny anjareo tena lavorary tsara no afa-po daholo, rehefa miaona de lasa ny fanononana pseudo de tehafana be zay votonona:) de maninona tsika aty ampita no tsy afaka manao otran'ny any madàç:roll::°)
22. adidy ( 15/02/2006 17:14)
Faly miarahaba ny rehetra! Izahay dia andeha @ RNS ary dia efa faly sahady izany hifankafatatra marina @ mpanao serasera e!
Mety ho tsara ve ry Mirana ny mitonona hoe avy ao @ serasera @ ilay ration-na laoka !!! Miam sahady!!
23. fasaly ( 15/02/2006 18:38)
fa tena misy ve zany vary sy laoka zany e! noheveriko ho firtoaly koa mantsy io vary sy laoka io:roll::wink:
24. sipagasy ( 17/02/2006 09:32)
naritsimba:

Aza kivy @ any sipagasy ah, rehefa ela ve ny ela tsy ho leo ny virtuel zareo e!
Mahavità be nareo any am-pita e!
ny anay aty efa mahazatra ny mifankahita matetika !
KORAZY DAHOLO E!



Izaho anie tsy kivy e! ny ekipa matanjaka miaraka amiko injay prezanty fona zareo kannnn fa ny hafa mba tianay hasiana endrika ilay ps no tsy hita e! eo @ 10 eo ho eo ny ekipa matanjaka mihaona isan-taona kannn asa @ ity na ho firy na ho firy e!
25. sipagasy ( 17/02/2006 09:34)
fasaly:

fa tena misy ve zany vary sy laoka zany e! noheveriko ho firtoaly koa mantsy io vary sy laoka io:roll::wink:



tena misy io kannn tongava e!
26. nolalaina ( 17/02/2006 10:17)
Za kou ry reto tapakevitra ny ho any an!! hitanareo eo @ rdv zany za é!! ary ny hamataranareo anà dé mba hitondra kitapo kely misy soratra "XXX"!! :P
@ 15 sy 16 avril zany ny fotona é!!
27. awa ( 17/02/2006 15:17)
sipagasy:

fasaly:

fa tena misy ve zany vary sy laoka zany e! noheveriko ho firtoaly koa mantsy io vary sy laoka io:roll::wink:



tena misy io kannn tongava e!



28. diamondra27 ( 20/02/2006 17:14)
nolalaina: tandremo fa diso io date-njy io

tsy le 15 avril fa 16 AVRIL et 17 avril

miala tsiny fa miasa de tsy afaka, de amusez-vous bi1
29. fasaly ( 20/02/2006 17:29)
:-*
30. Samoana ( 20/02/2006 20:19)
Efa nanao réservation hilsiana daholo ve ny namana hande ? Izaho raha ny marina dia miankina @ io fatoriana io ny fandehanana satria mitetika ny hitondra ny tribu manontolo:D. Tsara toerana hiaonana mihintsy Vichy kah ! Saingy toa an-dRalay de mety tsy possible le Mac Do satria mbola mafotaka ny lalao @ izany ora izany. Sady filaharam-be hatrany Mac Do anie ry sipagasy e ! Ary ny buvetten'i Mirana5 angaha tsy mety hatao RDV ?
31. fasaly ( 22/02/2006 13:22)
izany an!....


mirana de miosy sakay ve any de inona no laoka,,,?:°)
32. nolalaina ( 22/02/2006 23:07)
diamondra27:

nolalaina: tandremo fa diso io date-njy io

tsy le 15 avril fa 16 AVRIL et 17 avril

miala tsiny fa miasa de tsy afaka, de amusez-vous bi1



diam an!! raha ny rns dé samedi 15 sy dimanche 16 ka!! fa ny lundi efa tsy izy tsony raha tsy oé ny 16 sy 17 ngah ny rdv!!
33. fasaly ( 23/02/2006 06:52)
:roll::roll::roll:tena very aho tsy harako tsony lay randez vous , ho raté aho ny farany
34. Veloo ( 23/02/2006 16:07)
fasaly a an3 ka lahady no tena tsara retsy a hihih:-D:-D
35. sipagasy ( 25/02/2006 14:56)
mirana5 ann ahoana tokoa raha hataontsika ao amon'ny buvette moa ny anao izany sa ilay resto??? mba rosoy hevitra izahay e! fa ny ao @ Mc Do aloha dia ho filaharana tokoa raha tsy ho tratran'ny sampona tahakan'ny t@ herintaona e!
36. fasaly ( 25/02/2006 16:06)
zahay kalou miandry zay info tapaka e!:-w
veloo: anjoky ve ho avy marina e!
ataoko maty kekitra aroky raha tratrako any marina mou:miam:
37. diamondra27 ( 25/02/2006 16:10)
mazotoa doly de tantarao anay an!
38. ds ( 26/02/2006 10:17)
Ho avy any aho ary maika ery ahita an'i veloo sy cutie... sy ny hafa koa e !
Aleo tokoa angamba any amina toerana hafa
no mifamotoana sao misy mandoro indray ilay mcdo :-))
39. Ralay ( 26/02/2006 15:56)
hay ve ho avy i cutie e tena hanao afaka njay aho raha izany :lol: sa ahoana ds :lol:
40. sipagasy ( 26/02/2006 16:43)
miandry ny valitenin'i miarana5 isika izany e! sa ve ilay buvette eo akaikin'ny parking anatiny io no hanaovantsika fotoana e!??? izay manana toerena hafa aroso dia mandraisa anjara moa e! sady @ izay koa mantsy mba ao anatin'ny fety ihany isika e! tsy dia alavitra koa...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5454