RNS 2006- 16, 17 Aprily- Vichy

61. adidy
(
01/03/2006 19:54)
Manao ahoana daholo! Ilay eo @ hall d'acceuil tokoa no tsara ny Rdv satria somary misy latabatra sy sezaseza(ilay somary ambadika akaikin'ny bar angamba io!). ILay buvette mantsy anaty chapiteau dia somary mbola mihataka! Dia efa fantatra izany ilay creneau horaire hoe entre 19 et 20 h Dia izay tonga mialoha maka latabatra dia asiana pancarte kely hoe "namana serasera".Sa???

62. fasaly
(
01/03/2006 20:54)
de andro inona kalou io e! latsinainy sa lahady sa sabotsy sa zoma????:°)

64. era
(
01/03/2006 21:12)
ka sao dia misy programa fampisehoana tsaratsara kosa ary aloha amin'izany e. Sao dia matiantoka be eo isika. Efa misy manana ny programa ve dia mifampitaona dia miara-mirona avy eo.

66. adidy
(
02/03/2006 07:46)
Ka angaha tsy hoe sabotsy hariva? ...Raha tsy misy pro tsara ataon'ny organisateur? Tsy mbola mahay programa aho! Tadidiko fotsiny hoe t@ herintaona nisy soirée récréative fa tsy ahiko hoe t@ firy moa!

68. Samoana
(
02/03/2006 14:14)
Ny fantatro t@ 2 taona lasa dia ny prôgan'ny pétanque sabotsy tsy niato nanomboka t@ 14h ka hatr@ 1 maraina:lol:. Boulodrome couvert de tsy nangatsiaka ! Misy buvette ihany koa tao nanaovana kibo an-tsena !
( Atambatambatra eto daholo aloha ny soso-kevitra dia rehefa manakaiky ny fotoana mifanome RDV matotra )
( Atambatambatra eto daholo aloha ny soso-kevitra dia rehefa manakaiky ny fotoana mifanome RDV matotra )

69. adidy
(
02/03/2006 16:06)
Samoana: fa ny Pb ny boulodromme na dia couverte ary dia be vovoka be tena tsy zaka mihintsy fa manempotra! Na dia taraiky aza ny boule indraindray arakaraka ny mahararaka ny ekipa tsirairay io!

70. Samoana
(
02/03/2006 16:34)
filalaovan-jaza angamba izany boulodrome nalehan'i adidy izany de mihosom-bovoka ! hihihi. Tena izy ny lalaonay fa tsy an-kandasitra kah . Ela vao raraka raha raraka!!!! Na sigara aza voarara ao anatiny ao !:wink:

71. adidy
(
02/03/2006 19:45)
Samoana: fa angaha moa tsy iray ihany ny boulodrome nanaovana compety t@ herintaona?? Dia tsy haiko aloha fa tsy zakako ilay vovoka tao e!

72. era
(
05/03/2006 19:50)
ary toa ohatry ny vitsy kely anie izany ho any izany raha izao fandehany izao e !

73. boubounezy
(
06/03/2006 07:55)
:D fiffi za kia entinjy an! dé mba amonjy le rdv any @ mc do kou zany tsik'é!hihihi:-D:-D:-D
Fiffi:
ary mba mety hisy fiarahana mandeha @ fiara ve ? "co-voiturage" ?

75. sipagasy
(
12/03/2006 16:49)
era:
ary toa ohatry ny vitsy kely anie izany ho any izany raha izao fandehany izao e !
tsy mahagaga ahy ny toetrantsika malagasy e! avy eo indray aho izany dia haheno hoe "iny eny ilay sipagasy...." tsy mampaninona e! fa mba menatra ny namantsika any madagasikara kosa e!!! ny andry zareo ny fihaonana atao rehetra masaka beeeeeeee fôna... tss

78. Ralay
(
13/03/2006 04:43)
Hay efa mihamandroso ihany ny dinika ato fa ho masaka ihany rah izao no mitohy :lol:
Fasaly> Ao fa alaiko njy dia tsy very @ RV e :lol::*
Sipagasy>Tsy manin zay mety na hall na cafet fa aza atao ivelny fotsiny fa frizy e :lol:
Fasaly> Ao fa alaiko njy dia tsy very @ RV e :lol::*
Sipagasy>Tsy manin zay mety na hall na cafet fa aza atao ivelny fotsiny fa frizy e :lol:

79. Fiffi
(
13/03/2006 04:45)
tsy azoko indray zany fandehan-javatra izany ry sipagasy , tsy vao maika ve mba tsara ny fifankahitana @ namana ?
Ralay: enganie ka efa mba hafana @ io satria toa tsy nahazo andro tsara hatramin'izao
Ralay: enganie ka efa mba hafana @ io satria toa tsy nahazo andro tsara hatramin'izao

80. Ralay
(
13/03/2006 05:51)
Fiffi: Hafanaintsika izy raha mangatsiaka fa aiza njy no tsy nahazo andro tsara foana nefa efa ho pritemps ny anjo :-P. Mbola firzy kely ihany aloha @ io date io fa tsy dia maninona ho anareo efa zatra e :lol: