RNS 2006- 16, 17 Aprily- Vichy
41. Veloo
(
26/02/2006 17:10)
za ho any frantsa @ io fotoana io fa mbola tsy fantatro raha afaka mande any aho ....
44. sipagasy
(
26/02/2006 19:04)
mianjy an'i mirana5 ihany e!sa de efa raiketina ho ao @ buvettendry zareo ny fotoana???
45. adidy
(
27/02/2006 09:17)
Faly miarahaba ny rehetra.
Ny @ fatoriana dia mbola misy ihany! Sao mahasoa anareo: hotel Clémenceau; centre ville no misy azy io, sady tsy dia lafo! Raha ny étap hotel sy formule 1 mantsy efa feno! Sady raha ao @ centre ville akaiky ny restau rehetra: casino cafétéria, sinoa, tavaratra etc..
Raha ny fotoana indray: hevitra tsara ilay stand sakafo, na koa ao @ point rencontre! Misy stand fahasalamana ao dia mety ho ao aho! Hi hi hi! @ izay tsy mila sac à dos....

47. Fiffi
(
27/02/2006 20:38)
tsy mbola nahazo valiny foana raha toa ka misyte-hanao co-voiturage eh! :(:(
49. adidy
(
28/02/2006 08:50)
sipagasy: ka ianao efa hoe manao sac à dos dia izaho ho eo @ stand fahasalamana koa! Dia manontany aho hoe"sipagasy ve?"
50. era
(
28/02/2006 10:55)
mahaliana ahy ilay miara-mirona resahan'i Fiffy, olona firy dia ahoana ny fotoana sy ny ifanarahana, tsy maintsy zoma alina ve, toa sabotsy maraina be no mety amiko ,tsy ahaiko, andefaso hafatra hoe !
misaotra
misaotra
51. Samoana
(
28/02/2006 13:16)
Samia mivatsy fahatsiarovana kely avy @ toerana honenany hifanakalozana...raha misy mazoto !
Fiffy sy era / Manatona mpiandraikitra fanatanjahantena any @ misy anareo fa matetika misy toerana banga ny "car-brousse" e !
Fiffy sy era / Manatona mpiandraikitra fanatanjahantena any @ misy anareo fa matetika misy toerana banga ny "car-brousse" e !
53. Ralay
(
28/02/2006 19:53)
Ny tsara koa dia samy mitondra zavapisotro kely sy tsakitsaky dia mba miresadresaka autour d'un verre e. Aza hadino anefa ny vera an :lol:
54. adidy
(
28/02/2006 20:57)
Ralay: tsara mihintsy ange ilay hevitra fa ilay anaoana azy no tiako ho fantatra hoe @ firy, rahoviana dia aiza? Ilay any @ Mac Do aloha tsy lasa satria ny tena miaraka @ ankizy, ka raha hampirevy an-dry lerony hanenjika azy milalao tsy laitra!! Lasa tsy misy serasera vita!
56. Ralay
(
01/03/2006 01:43)
adidy: Mbola betsaka marina ny adidy :lol::) fa raha ny amiko aloha dia ny samedi soir ihany fa somary atao taratara ede 19hà20h fa @zay ataoko fa nahavita match daholo angamba nefa asa aloha.Ny toerana mora hifankahitana dia ao @ hall d'aceuil ny RNS ihany. :lol:
57. fasaly
(
01/03/2006 08:17)
marina kalou io hevitry ralay io e! hoe sam mitondra tsakitsaky sy vera ary zavampisotro....:°)
zay kou alou be adidy e!8)
zay kou alou be adidy e!8)
58. sipagasy
(
01/03/2006 09:24)
Ralay:
adidy: Mbola betsaka marina ny adidy :lol::) fa raha ny amiko aloha dia ny samedi soir ihany fa somary atao taratara ede 19hà20h fa @zay ataoko fa nahavita match daholo angamba nefa asa aloha.Ny toerana mora hifankahitana dia ao @ hall d'aceuil ny RNS ihany. :lol:
Ralay ann ao @ halle d'accueil anie feno oul fona e! fa ao @ buvette hitako hatrizay fa malalaka fona ao, fa izaho aloha hijery ilay oul eo @ stand fahasalamana e! hihih any izany mifankahita e!!!
59. fasaly
(
01/03/2006 09:42)
sipagasy; tena tsy misy harako reto fitoerana hanaovana rdv reto tena very tanteraka fa miandry ny info farany tena izy:lol::°):-w