666
243. marozevo
(
13/03/2006 01:02)
Hita tokoa ilay rohy, tena voadinik'ilay mpanoratra, fa izaho tsy resy lahatra.
244. Rainikarabo
(
13/03/2006 11:09)
marozevo> tsara mihitsy ilay tsy resy lahatra satria ny tiako hahatongavana dia ny hoe:samy manana ny filazany ireo milaza azy fa mahay mandinika momba io isa 666 io. Ho hitanao eo moa fa rehefa hilaza ny momba ny 666 ilay namana iray ao ambony ao dia hananana ny azy ihany koa izy.
245. Rainikarabo
(
13/03/2006 11:11)
Ito koa misy rohy milaza ho mahay hoe iza 666. Roa samihafa izay an, ary dia samy manao "demonstration".
http://www.bibleetnombres.online.fr/wtcatten.htm
http://www.bibleetnombres.online.fr/wtcatten.htm
246. marozevo
(
14/03/2006 00:21)
Ity "jerena eto" farany ity dia efa niseho tary aloha tary raha tsy diso aho.
Ny antony tsy hinoako an'ilay 666 dia ity : Mino marimarina aho fa ireo olona taloha tany, anisan'izany izay nanoratra ny Baiboly, dia tsy nanao raisonnement be ohatran'ireo miseho amin'ny rohy isan-karazany ireo, na ireo hevitra miseho laniny ireo, zavatra faran'izay tsotra kely angamba no nosaininy tamin'izany... Fa ireo miseho amin'ny rohy ireo dia tsy noeritreretiny akory, fa isika no manao karazana calcul na geometrie moa sa inona.. tsy geometrie ka... fa tsy tsaroako le fiantso azy.. Noho izany, araka ny fahitako azy, dia tsy intention primitive na originelle io 666 io, fa raisonnement vaovao fotsiny.

247. dadabe
(
15/03/2006 08:04)
humm ho fanampiny kely fotsiny ry rainikarabo dia ity http://perso.wanadoo.fr/metaphysique/666/
249. dadabe
(
15/03/2006 08:17)
de zay zah vao hamaly an'i rainikarabo > milay be le fanazavana fa saingy mbola maro ny tsy ahatakatra , na tsy hanaiky , na tsy hino an'io rohy nomenao io , de aleo ny soratra masina aloha no vahavahana :)
250. Rainikarabo
(
15/03/2006 17:09)
fa ahoana ilay izy ry ise no toa manao kajy latina nefa ny boky original teny grika?
252. jentilisa
(
16/03/2006 13:43)
ka izay no nahatonga ahy nanoratra hoe tadiavo ny teny faha-666 ao amin'ny baiboly grika koa!
255. marozevo
(
17/03/2006 01:13)
Hita ahariharin'i dadabe ihany nony farany fa izahay KATOLIKA mihitsy no tena tsy lanin'ny vavoninareo eh.. Ahoana ny Papa no lazain'ialahy fa "bete", fa ialahy inona ? Io ilay efa nolazaiko tany amin'ny voalohany... lalina ny tanjonareo.. Amin'ny maha Katolika ahy anefa dia tsoriko amin'ialahy ry dadabe fa tsy mbola ialahy mihitsy no handrava ny haja sy ny voninahitra ananan'ny papa, ary na ho fenoin'ialahy PUB sy pancarte "666" aza ny tany dia tianay foana io papa io.
Ahoana koa moa izany ity miady an-trano ity eh... Ny Fiangonana Katolika ve no 666 sa victimen'ny 666 ? fantatr'ialahy isany ve fa ny DEMONY namono an'i Père Sergio (7/01/1985) dia manana fiara mitondra ny numero 9 666 TE ? Miady an-trano izy izany ka ho rava ve ? Qui vivra vera.

256. jentilisa
(
17/03/2006 13:39)
fa ahoana koa no ilazan'i marozevo fa fiara 9666TE ilay fiara? fa iza no nahita izany?
257. Achia
(
17/03/2006 15:59)
aleo klo ahitsiko kely fotsiny ry zevo a tsy hoe mom ba an'i dadabe aho fa tsy izy kosa anie no nilaza izany e fa mba mampita ze fantany fotsiny e sady adidin'ny tsirairay zany e ka aza de manamafy fo otranzany fa vao maika io mafy
258. Rainikarabo
(
17/03/2006 17:50)
marozevo> fa hevitry leiry angaha io rohy nomeny io? ka resaka tsy mitombina ange ny ao anatin'io rohy io e, manisa teny latina nefa ilay boky apokalipsy orijinaly nosoratana teny grika,ka diso tanteraka io kajy ataon'ilay rohy io fa entina hankahalana olona fotsiny.
259. marozevo
(
18/03/2006 01:12)
Kay ve eh... Dia izany hono izany ry dadabe ah... Resaka natao hankahalana hono io fa tsy tena izy eh... Azonao tsara ve ?
Ny momba ilay 9.666 TE dia tantara velona io, ary maro ny tahirin-kevitra ahitana izany, saingy angamba vitsy no nahatsikaritra hoe misy 666 ilay numeron'io fiara io. Fiara 403 baché io... Amarino fa ao amin'ny tantara izany, ary tantaran'i Madagasikara fa tsy Italie akory na dia Italianina aza i Père Sergio SORGON.

260. dadabe
(
18/03/2006 03:43)
ary ianao izany anie ry marozevo hita ho tena mikatra sy miakapofona be e, zah angha mbola nanome ny hevitro na kelt aza , ?
efa hatramin'ny voalohany aho , dia nanazava ny zavatra izay ambaran'ny7 baiboly fa tsy hevitro , de eto aho manome site nosoratan'olona fatsy hevitro , dia io ianao fa trsy mahatanty , nefa lazaiko anao ry marozevo fa raha ataontsika hoe 1 km ny halavan;ny accusation an'i papa fantako dia mboloa ny 10 m ihany ireo nambarako ireo , nefa ianao aza efa tsy mahatanty sahady , ,
diavolankolava kilalao mbola ho ela ramaro a
averiko @ namana indray fa tsy tezitra aho , ary tsy misy hevitro ny zavatra izay no,lazaiko eto , fa mamerina tenin'olona aho (na site , na baiboly ...)de :lol: de ampy ramaro a