666

181. jentilisa ( 21/02/2006 06:02)
nisy izay pasitera izay faly be fa lazaintsika ato foana hono ny zavatra lazainy eran'ny radiô! izay ary io ô?
182. dadabe ( 22/02/2006 16:50)
ary izay zah vao tato indray humm !! saika tara zah kle

de inona no malaza ato ra jentl a?:-P
183. marozevo ( 23/02/2006 00:14)
I Mailhol io pasitera io eh... Efa ela no fantatra izany. Asa anefa moa raha tena Pasitera i Lery iny, na nanao auto-proclamation. Toa tsy mba hitako tao Ambatonakanga na teny Ivato manko izy iny taloha.
184. jimna ( 23/02/2006 03:54)
Fa lasa resaka MAILHOL NDRAY NGA ILAY IZY?
185. diamondra27 ( 23/02/2006 07:34)
sonwin:tsy atao fampahatahorana ny baiboly = ekena

kanefa tsy maintsy ambara kosa ny marina fa tsy azo afenina. De tano mafy izay hanananao mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao.

= Avelao ze hiteny de hiteny, olondebe doly isika afaka mieritreritra sy mamakafaka.Tsy natao hitaoman'olona (@ finoana: protesta, katolika, anglikana, adventiste, ...)ny tenin'Atra fa natao mba ho fitaratra hijerentsika oe: mety ve ny nataoko sa tsia manoloana an'Atra

Raiso ny Fanahy Masina de aoka izy ihany no hanoro hevitra antsika tsi1-1
186. sonwin ( 23/02/2006 09:39)
Mahazo miteny ze tiany daholo eto ka:@o^o ...
666 vs 888 :^)
187. mamzelkely ( 23/02/2006 12:00)
:-D:-D
ny ana ny tiko
666 vs 999:-D:-D
188. jentilisa ( 23/02/2006 13:08)
rehefa mandinika aho dia misy tokoa ny atao hoe biby fampitahorana ary ny zaza no tena ampitahorina tahaka izany fa tsy ny olon-dehibe loatra!

ka biby fampitahorana ve ny 666?

sao dia tsara miova pejy (lohateny) indray isika fa efa lava ity an!
189. dadabe ( 23/02/2006 14:33)
humm nefa anie le 666 tsy mbola fantatra hoe iza e??? nefa dia efa misy misavily vol sahady :-D:-D:-D

ka io na i Milhol na tsy i Milhol , na pasitera izy na tsia , na iPapa gregoire na tsy i Papa Gregoire no nilaza izany fa ny baiboly DIA MARINA FOANA IO E, donk na iza hino na iza tsy hino , dia io aloha no ambaran'ny baiboly, zay no voambaran'ny soratra masina , isika tsy hifandresy lahatra fa vita ny anjarako , tsy mbola nisy anarana nivoaka hoaa teo a
190. Achia ( 23/02/2006 18:25)
:-D:-D Toizo radada efa manakana mafy mitsy ny dragona tsy aha kobo ny akamany
191. Achia ( 23/02/2006 18:31)
Ny 666 ngamba tsy fampitahorana fa tsara2 kokoa ny mahalala azy fa very nge ze manana zamarika zany e tovy fa zara aza mba misy manazava
192. Veloo ( 23/02/2006 18:48)
ka ilay 666 anie tsy olona fa instution e...
193. marozevo ( 24/02/2006 00:52)
Achia:

:-D:-D Toizo radada efa manakana mafy mitsy ny dragona tsy aha kobo ny akamany



Misaotra Tompoko !
194. Achia ( 24/02/2006 04:48)
tsitako ze hisaorana amzany
195. Beinjy ( 24/02/2006 07:07)
ary otsany tara be aho zany kay misy anzao ato
196. jentilisa ( 24/02/2006 07:54)
efa nisy ny niteny hoe inona ilay 666 fa mbola odiana toy ny tsy fantatra izany. Ny baiboly no nanaovany azy saingy rehefa masaka ny hoe ny institution (fivavahana) ranona io dia izay hatrany no tian-ko masahina...

ny marika na tombo-kase anie efa misy filazana izany ao amin'ny testamenta vaovao e!

ireo manisika ny marika 666 ve mahalala fa misy koa ny marika napetraky ny anjely tamin'ny handrin'ny mpanompon'Andriamanitra?

apokalipsin'i Md.Joany7:3:

Aza manimba ny tany na ny ranomasina na ny hazo, mandra-panisinay fitomboka eo amin'ny handrin'ny mpanompon'Andriamanitsika.


raha mahalala io izy ireo, marika isa io sa inona?
197. sonwin ( 24/02/2006 07:54)
198. jentilisa ( 24/02/2006 07:57)
fa tsy 666 aloha e! :}
199. Beinjy ( 24/02/2006 08:22)
Fa le 666 ve hita mivaingana ety ivelany e nefa raha namaky tao ambony to aho efa ela no nanisy io marika io ny satana sa ny toempanahan'ilay devoly no apetan y @ olona de manaraka azy .Mampatahotra ihany fa ze mahay ranga mbo azavao tsara a mahaliana mantsy lei izy sao de mbo manana zany zay mba hitadiavana goma haingana
200. jentilisa ( 24/02/2006 08:39)
raha arahina ny lôjikan'ny apokalipsy dia tsy maintsy misy marika avokoa ny olona rehetra ary eo amin'ny handrina io...fa ilay marika no iadian-kevitra eto. Misy ny mamely hoe ry ranona no mametraka ny marika (olona na institution) izaho kosa milaza hoe Na marik'Andriamanitra io na marik'izay mifanohitra amin'Andriamanitra. Miaingà hatrany ho aho amin'ilay apok7:3 hahitanareo izany...

mbola fandresen-dahatra ataoko amin'ny hevitra nabosako hatrany io. Raha misy ny mametraka ny apok13:18 dia tokony ampahalalana ny be sy ny maro fa tsy io ihany no marika fa misy koa ny apok7:3
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5447