666

221. Veloo ( 05/03/2006 01:54)
bonne nuit e
222. dadabe ( 05/03/2006 06:32)
kii bonne nuit aza e, zuo ge hao meng ! wan nan :°)
223. diamondra27 ( 05/03/2006 11:33)
marozevo : tsy lasa kosa 'zany mpianatra manontany 'zany nefa de avy eo andeha hatory;
Zà tsy hanazava tsony sady tsy misy tsony ny cours de rattrapage, de 'za koa ndeha hatory 'zany koa.
224. marozevo ( 05/03/2006 15:19)
manontany aho dia ny ampitso mijery ny valiny ko nahoana ? Ity ange tsy hoe tableau na cours magistral fa aterinao eto ny valiny dia jereko amin'ny manaraka eh..
225. Veloo ( 05/03/2006 20:03)
:-D
226. dadabe ( 07/03/2006 04:39)
nareo mitsam indray io a:°)
227. Veloo ( 07/03/2006 18:16)
8O aiza ko?
228. marozevo ( 08/03/2006 00:58)
dadabe:

nareo mitsam indray io a:°)



:oops:aiza koo ?
229. dadabe ( 08/03/2006 07:36)
:°):°):°):°)
[IMG]http://progcenter.free.fr/GS_65527cb3defd2fa9cc00535648e32291.png[/IMG]
230. Achia ( 08/03/2006 17:19)
Mba atao kosa ze hifanakaikezana ry dada a:lol:
231. dadabe ( 09/03/2006 05:06)
zah io anie mbola te hanokatra size hoe " iza amizay aza le 666 e, tadidiko anie fa tsy mbola nilaza anarana aho e :°)
232. Achia ( 09/03/2006 19:21)
:°):°)
233. dadabe ( 10/03/2006 02:58)
yeee fa andraso kely aloha fa efa manomana azy zah io , hivoaka tsy ho ela :wink:
234. jentilisa ( 10/03/2006 13:31)
zzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzz
235. Achia ( 10/03/2006 19:40)
matory ny jiosy :lol:
236. marozevo ( 11/03/2006 01:12)
"Ny jiosy aloha vao ny jentilisa". Ao amin'ny baiboly izany fa tsy foroniko ahn
237. dadabe ( 11/03/2006 04:05)
yeeuhh :-D:-D tsipahan'i jentl eo ialahy fa...:°)
238. marozevo ( 12/03/2006 00:44)
tsy jentilisa ato amin'ny serasera ange leity io lazaiko io fa ilay any amin'ny Baiboly eh ... Ngah tsy hitan'ialahy ilay referansy ?
239. dadabe ( 12/03/2006 04:43)
tsy mbola hita fa izao e, IZA MARINA ALOHOA ILAY 666 E??
240. Rainikarabo ( 12/03/2006 14:44)
ny 666 dia izay tsy tianao sy halanao e! satria betsaka ny teny manome 666 fa miankina amin'ny base de calcul ataonao ihany.
Rehefa manome anaran'olona na olona eo ianao io izao ry dadabe dia midika zany fa tena halanao ary tsy tianao ilay olona nohon'ny antony izay ianao ihany mahafantatra azy.

Hainao ny atao hoe Gématrie? Io no tena science fort probable hoe hain'ilay nanoratra ny apokalipsa satria avy any grec io sciences io ary nalaza tokoa tamin'ny fotoana nanoratana ny apokalipsa, vers taona 95 taorian'i JC. Mino marimarina aho fa fantatrao hoe tany grecs no nisy an'i Jaona fony izy nanoratra ny apokalipsa.Tany amin'ny nosy kely atao hoe Patmos.
Dia izao aza:
http://gematrie.online.fr/666.htm

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3166