666

201. jimna ( 24/02/2006 09:15)
666 = ONU na firenena mikambana.

NAHOANA NO LAZAINA FA NY FIRENENA MIKAMBANA (ONU)IO 666 IO?

Ho hazavaina tsy ho ela!!!!!!!!
202. mamzelkely ( 24/02/2006 09:50)
:-@
203. dadabe ( 24/02/2006 12:23)
ary tara zah kle

jentilisa> misy karazana marika 2 ao @ baiboly
1- marika tombokase avy amin'Andriamnitra " ny Fanahy masina no mametaka azy "
2-ny tombokase avy @ satana

ny dikan'ny hoe marika apetaka @ andrina dia satria ao @ handrina no misy ny saina mahay manaiky , ohatra : zah zao raha mianatra ka siantifika no ataoko dia midika ziany fa voapetaka marina siantifika aho , ary arovako hatramin'ny farany ny siansa satria efa vita tombokase siantifika aho , ka raha tratran'io marika 666 io izany ny olona irey dia tsy maintsy manaiky izay zavatra rehetra lazainy ary tsy maintsy hiaro azy , eny hatramin'ny fara fofon'aina aza.

misy milaza hoe fiangonana -olona ets....ny 666 dia averiko indray amipanetretena fa misy indice 11 efa voalaza etsy ambony izay nomen'ny baiboly ,no hamatarana io 666 io
Mpandefa : dadabe [ Valio ] 13-02-2006
ireo le izy de andao aza hodinihina tsirairay point par point mba tsy hitaran'ny ady hevitra ka hilazatsika fa i dadabe no namoka io isa io , tsy zah fa ny baiboly no vakitsika

dia misaotra e14:55:52
Lohateny : Re : 666
mazava !ekena izany hatreto fa ilay bibidia aloha dia maneho firenena e donk ilay 666 anie izany dia sady maka endrika biby (fanjakana ) no naka endrika tandroka ( mpanjaka )
1- nivoka teo anelanelan'ny tandroka 10
2-kely fa niha lehibe
3-nanjaka sy nahazo fahefana be tao anatin'ny fetr'andro 1, fetr'andro 2, ary antsasaky ny fetr'andro
4-be ny heriny fa tsy avy @ herin'ny tenany
5-hanova fotoana sylalana , mazava ho azy fa tsy maintsy ny lalan'Andriamnitra no hovany
6-nazerany @ tany ny fahamarinana
7-namono mpanjaka 3 izy raha vao nahazo fanjakana
8-ny isan'ny anarany dia 666
204. jentilisa ( 24/02/2006 12:56)
le 8 aloha laviko foana e!
ary ilay hoe firenena mikambana vao maika laviko hatrany! fa nanova ny lalam-pivavahana angaha izy?
205. Beinjy ( 24/02/2006 15:47)
Ahona ty fetrandro 1 , 2 ,ary atsasaky ny fetrandro ty
206. marozevo ( 25/02/2006 00:13)
jimna:

666 = ONU na firenena mikambana.

NAHOANA NO LAZAINA FA NY FIRENENA MIKAMBANA (ONU)IO 666 IO?

Ho hazavaina tsy ho ela!!!!!!!!



Nisy mpivavaka tsihaitaihay izay indray andro teo Antaninarenina teo, nitondra plaky sy sary nahasarika ilay Ranamana, dia nitanisa teo ary niteny mitovitovy amin'ny hoe ny Firenena mikambana io fahaefatra io. Fa potiky ny vahoaka teo ilay sary sy tableau nentin-dRanamana satria hita fa sady olona tsy mahalala na inona na inona momba ny tantara izy, no manao tery vaimanta fotsiny. Tsy misy hifandraisany amin'ny ONU mihitsy io resaka ataonareo io zalahy ah... Minoa ahy ianareo. Aza mba ... shhh
207. dadabe ( 25/02/2006 06:57)
zah aloha tsy mino hoe ny ONU io eahoana no hanamarihana fa ny ONU dia nanjaka fetrandro1 fetrandro 2 ary antsasaky ny fetrandro??

Mpandefa : jentilisa [ Valio ] 24-02-2006 16:56:31
Lohateny : Re : 666
le 8 aloha laviko foana e!
ary ilay hoe firenena mikambana vao maika laviko hatrany! fa nanova ny lalam-pivavahana angaha izy?


le hoe ny isany dia 666 ve ??ka izay anie no voasoratra ao @ baiboly e, ohatra zao hoe raha atao kajy ny hoe dadabe dia mety hoe d=200 a= 0 b=0 e=0 donk ny dadabe izany =200 + 200 =400 afaka aloha izah zany kle, de
...mbola hitohy..
208. marozevo ( 26/02/2006 00:06)
Mba anaovy kely kajy any aho ry dadabe sao dia tratran'ny 666 ah (marozevo). Raha sanatria ka tratra io dia hovaiko fotsiny, sady tsy ivakiako loha satria tsy tena anarako anie io eh. Ny an'ialahy ilay tsy tena anarana aloha dia afaka eh... ilay tena izy, asa !
209. dadabe ( 26/02/2006 09:31)
ny anao anie izany dia hoe m=0 a= 0 r=0 z=0 v=5 0 = 0 donk ny totaliny izany dia 5 kiii afaka koa ve lesy ialahy izany le :(
210. eprom ( 27/02/2006 04:46)
Dadabe> Aiza ho aiza ao @ baiboly no milaza fa ny isan'ny anaran'ny bibidia de 666? Ny hitako mantsy de hoe ny "isan'ny bibidia".
211. marozevo ( 28/02/2006 00:26)
Aiza kosa ry addabe dia zero daholo ve? Mba misy afaka manome ny valeurn'ny lettre rehetra ve --- omena tsirairay izany de A à Z --- fa ohatran'ny kajy mba tiako izy ity izany. sady toa tsy dia sarotra fa manao addition fotsiny.
212. jentilisa ( 28/02/2006 07:29)
ka tsy misy valera amin'ny teny latina (romana) nefa ny boky nakana azy teny grika anie raha tsy I dia V dia X dia L dia C ary M anie e! fa ny A aloha tsy misy e!
213. dadabe ( 01/03/2006 06:40)
hadinon'i jentilisa ny D
214. jentilisa ( 01/03/2006 12:37)
ie ilay dimanjato, misaotra anao e!
215. marozevo ( 02/03/2006 15:52)
Raha azoko izany dia izao : ny I = 1; ny V = 5; ny D = 500; ny M = 1000 ... sns... Izay ve no fanaovana ilay kajy? Dia avy eo ve atambatra sa atao ahoana ?
216. dadabe ( 02/03/2006 16:03)
ka t@ andron'ny Romanina anie izany e, fa misy ihany koa le fomba fanisana sasany , tsy eto ampelatanako ilay doc fa raha tsy izany nomeko ianao
217. diamondra27 ( 02/03/2006 16:42)
o ry zalahy a!
efa voazava tery ambony tery io resaka chiffre io e!

tena voan'ny alzeimera indray ngamba 'reto ka, ny eo ihany no eo

avereno vakiana ny dinika hatr@ voalohany e!:wink:
218. dadabe ( 03/03/2006 15:53)
ataovy quote hoe ry diams fa tsy tazana intsony :wink:
219. marozevo ( 05/03/2006 00:55)
diamondra27:

o ry zalahy a!
efa voazava tery ambony tery io resaka chiffre io e!

tena voan'ny alzeimera indray ngamba 'reto ka, ny eo ihany no eo

avereno vakiana ny dinika hatr@ voalohany e!:wink:



Ka tsy azonay kooo..
Manana zo hanontany anie ny mpianatra na dia zavatra efa hita aza, rehefa tsy azony eh.. Sa ?
220. marozevo ( 05/03/2006 01:32)
Afaka 10 mn aorian'ity dia hanoratra eto i dadabe... mbo kozy eh... za leitsy hatory amin'izay fa ampy izay ah... Aty aminay izao efa amin'ny telo maraina. Bonne nuit ialahy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1839