666

321. Achia ( 30/03/2006 09:44)
:-D tsy mandainga zany aho e fa dinio tsara io teny nomenao ahy io ,ary le fanontaniako ne tsy valianao hoe : tao aloha sa tao aorian'ny hazo fijaliana no nanadiovana biby maloto e ra ny biby maloto no masaka ao antsain'ny mpamaky .Ao @ Romana toko faha 10 no misy io nolazainao io e ny momba an'i Kornelio efa noresahana teto io fa mahasoa antsika ny teny haverina :°)
322. dadabe ( 30/03/2006 10:49)
o ranjitilisa a> resaka fanoharana ny @ jiosy sy ny hafa firenena anie io fahitana hitan'ny petera io fa trsy resaka sakafo arabakiteny e
323. jentilisa ( 30/03/2006 12:02)
Fantaro aloha hoe nanomboka taiza no nanomboka ny fifanarahana i Jesoa sy ny jentilisa...dia inona no nifanarahana voalohany dia hainao ho azy hoe ahoana ny resaka biby maloto lazainao. Aiza no misy ny fifanarahana voalohany: mba tsy hampitondra mavesatra ny jentilisa dia ireto ihany no ilany tandremana tsy atao ny fijangajangana, ny hena aterina eny amin'ny sampy ary ny mihinana rà, ny anareo ampio hoe ny henakisoa, ny amalona, ny sardine ny patsa...izy jiaby izany fa ny ahy aloha tsy ampiako an'izany e!

manaraka izany rehefa rava ny tsy fahazoana miditra any amin'ny tranona jentilisa dia be dia be koa ny rava manaraka izany! mandeha ho azy ny lôjika e!(raha tsy hoe manohitra ny lôjika efa nampihariny ho an'ny tany angaha Andriamanitra) sa an'ny devoly ny lojika?
324. Achia ( 30/03/2006 13:29)
ka ra raisina antendrony ohatra izany nge zany le izy de zao e tsy mahazo mijangajanga ny jentilisa fa mahazo mangalatra de mamono olona koa satria tsy voalaza to ireo .De ny zavatra tiako tsindriana kely moa ve rehefa ao @ JK tsy tokony ho ira na inona fiaviany na inona tsy tanteraka mitsy lay teny hoe : fa ho iray ihany izy ireo ... .Fa fanahy iray ihany no nanaovana batisa azy ; koa ny fanahin'ATRA ve de ho ampidiriny @ tempoly misy kisoa ohatra tsy ny apostoly taloha ihany zany no mahazo ny fanahin'ATRA Tsy azoko no tianao lazaina @ le lojika
325. Veloo ( 30/03/2006 19:19)
achia:wink:=D
326. rhevinilsen ( 30/03/2006 22:00)
TSotra fotsiny e

666 = ordre commercial et politique mondial
666 = fivoaran'ny mondialisation -> ordre commercial mondial
666 = nouveau constitution n'ny ordre mondial (hisolo ny nations unies) izay hisy solotenam-pirenena 666

Tsy azoko ny mahafinaritra anareo misafidy hoe i rakoto io na rabe, tsy any mihits ny olana fa izao tontolo izao voafitaka ka manaiky io ordre vaovao io ho fiarovana ny tombotsoan'olombitsy sy hahafeno ny fanjakan'maizina sy ny fangidin'ny fanandevozana sy fahadisoampanantenan'izao tontolo zao
327. marozevo ( 30/03/2006 22:49)
fanakilasiana avy aiza sy avy amin'iza no mahatonga ny hisian'ny BIBY MADIO sy BIBY MALOTO ?
Fa angaha leireto tsy voalaza ve hoe "Ary hitan'Andriamanitra fa tsara izay nataony "? Sa misy biby tsy ary tanan'Andriamanitra ve?
328. Achia ( 31/03/2006 07:44)
De anontanionizy hoe fa nahoana enao no nanao biby madio ssy maloto de avy eo raranao tsy hho haninay ndray :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4051