666
301. jentilisa
(
24/03/2006 04:49)
Manahirana ity miady hevitra amin'ny olona tsy fantatra ity. Izao ange! Aleo ve izany tsy misy fanjakana eto Madagasikara? raha mandray anjara amin'ny pôlitika ve aho dia miditra amin'ny fanaovana ratsy no dikan'izany? Laviko tanteraka izany! izaho raha miditra amin'izay ho fefy tsy hanaovan-dry zareo izany ratsy izany. Sa mbola diso ihany aho.
Na ahoana na ahoana tsy maintsy mandray anajara amin'io lazainao fa ratsy io ianao. Raha ohatra moa ianao tsy mandoa hetra tsy maninona fa dia tsy mandray anjara ianao izany saingy mandika ny lalàna misy sady mandika ny tenin'i Jesoa milaza hoe aloavy ho an'i Kaisara izay an'i Kaisara...sa tsy teny ao amin'ny baiboly moa io teny farany io ary tsy tenin'i Jesoa? Ilay Jesoanay aloha niteny an'io fa tsy fantatro ilay Jesoanareo e :°)

303. Veloo
(
24/03/2006 21:06)
inn ny olana tsy idirana @ politika angaha io fahotana?
ny fandraisana anjara @ politika ry tsisy olana mihitsy a mazoto:wink:

304. marozevo
(
25/03/2006 00:51)
dadabe:
ANNN!!tsy azoko:roll:
Inona no ho azon'ialahy eo eh ? Koa ialahy mifamaly amin'ny olona adala koa!!..
306. dadabe
(
25/03/2006 13:52)
marozevo> iza no adala ?? i xxx ve ??hummm
posons x=6 , ce qui implique que xxx=666 , ce qu'il fallait demontrer (CQFD)
fini la demonstration

310. marozevo
(
27/03/2006 22:51)
309, izany hoe 310 miampy an'ity ataoko ity, ny carreaux teto amin'ity loha hevitra ity. Tena record. Fa ilay conclusion, izay tokony hampivoitra ny vaha hevitra (denouement) dia tsotra kely. Ny niafarany izany, araka io lazain'i dadabe io, dia xxx no 666. Mbò tsy rariny kosa eh...
311. Veloo
(
28/03/2006 02:11)
:-D:-D
farany raha tena tia ahafantatra ny baiboly sy ny zavatra ao anatiny isika dia non seulement mila mamaky, mandalina ary mianatra ny ao anatiny a part zay tsy misy dikany ny zavatra ataon-tsika tsy ahita ny fahamarinana ao @ baiboly mihitsy...:wink:

312. Achia
(
28/03/2006 12:28)
ka ra mamaky sy mandakina fotsiny anie tsy ampy e fa misy azo hifanampiana kely de zao refa mamaky baiboly
a de tadidio fa ny sitrapon'ATRA no ao fa tsy ny ants
ika mpamaky zay no tokony mipetraka voalohany de maza
va @ nao ny ambiny

314. Veloo
(
28/03/2006 19:03)
achia a vakio tsara ny lazaiko juste eo ambinao io...
ity ko misy adiniko plus enao mi s'interesser
plus ny fanahin'Andriamanitra manampy anao ary tena mazoto foana ianao, misy curiosite zay tsy mety satisfait mihitsy... andramo anie e:wink:
mamaky, mandalina ary mianatra

315. Achia
(
28/03/2006 19:48)
za nga mo mandiso ny hevitry veloo e maampy aho mba
ahazoan'ny tsirairay ny tenin'ATRA e .Misy mantsy ny
ol sasany tonga de mandray ara-bakiteny fotsiny ka ma
hatonga ny fifandirana ndray2 ,ka raisiko ohatra fots
iny zao ny eo @ zava-padiana :ATRA de efa nanome ny
zava-pihinan'ny olony tany @ TT nanaraka izany antsa
kany sy andavany ny zanak'Israely .Tonga ary Kristy
nitory sy nanao ny iraka nampanaovin'ATRA azy ,tao @
tenin'iKristy de misy ny mandray antendrony hoe :izay
miditra @ vava de tasy mahaloto ny ol ,de ra ny fandraisana io zany de iKristy lasa tsy manao ny sitrapon'iRainy ze naniraka azy ka hampinana maloto ny olony ? de eo no tokony hijerentsika azy hoe tena
zay ve no tian'iJKristy lazaina sa resaka hafa .Toy izany ko ny @ apostoly Paoly lasa mpanohatra ny didin'ATRA indry zany izy .Ka ze rehetra nolazaiko teo de mba ho fanampiana antsika Kristiana mba hanana
na fijery mitovy ny @ baiboly fa iKristy na iPaoly de tsy manohatra ny sitrapon'ATRA fa manatanteraka fa
isika mpamaky no mila mandinika ,ny sitrapon'ATRA no
atao antsaina voalohany satria azy ny teny :°)

316. jentilisa
(
29/03/2006 07:26)
aza aolakolana ho'aho ny resaka! tsy izay miditra ny vava hoy jesoa no mahaloto ny olona fa izay mivoaka ny vava. ka raha mihinana aho, tsy izay miditra ny vavako iny no mahaloto ahy. Sa hevitra ra-panoharana ahoana ary no tiany lazaina amin'io?
Dia mitohy hatrany moa ny resaka koa!
Ny any amin'ny testamenta taloha anie no tena misy ny aloka fa tsy ny ao amin'ny testamenta vaovao e! rehefa miteny i Jesoa dia izay izany no tena misy ny sitrapon'Andriamanitra!

317. Achia
(
29/03/2006 09:05)
mety efa nisy niresaka teto ihany ngamba ty resaka ty fa tsy mampaninona ny teny haverina .Ny ara-panoha
rana nolazaina de ho an'ny Jiosy manaraka reo fpmba2 madinika isankarazany voasoratra ao @ lalana ohatara
@ izany ny fanasana tanana alohan'ny hisakafoanana izay nitenenany an'iJesosy ka nahatonga an'i JK hiteny hoe : tsy ny miditra @ vava no mahaloto ..... Ny jiosy mantsy de tsy mba nandinika ny voalazan'ny mpaminany ny @ fiavian'ilay Mesia fa de manaraka be fahatany ny lalana fotsiny
Ary diniho tsara koa teo @ JK nilaz io teny io fa tsy resaka fihinana biby maloto no resaka teo fa ny tanana tsy misasa ary ny ol niresaka t@ teo dia jiosy avokoa samy tsy mihinana biby maloto avy vakio tsara anie de mazotoa :-*

318. jentilisa
(
29/03/2006 11:35)
saingy jesoa tsy niteny hoe tsy miresaka kisoa eto aho na hoe tsy misy idiran'ny resaka biby madio sy biby maloto ity. Raha izay resaka izay manko dia misy soratra ao amin'y asan'ny apostoly 15 ao e! tsy niteny ilay tao hoe fady koa ny kisoa sy ny biby maloto rehetra! sa misy?
319. Achia
(
29/03/2006 19:57)
tsy misy resaka biby maloto mitsy t@ resaka nifanaovan'iJK sy t@ asan'ny Apostoly ,fa mba apetrako aminao ary ny fanontaniana , tao aorian'ny hazo fijaliana sa tao aloha no nanadiovana ny ny biby
maloto ? na le zavatra rehetra moa zany satria ny fandraisan'ny ol azy de ao daholo na zavatra na biby na inona sady zavatra rehetra no voasoratra @ ilay toko sy andininy hanolanan'ny sasany azy

320. jentilisa
(
30/03/2006 06:26)
aza mandainga ry Achia a! nisy resaka biby maloto mihitsy ao amin'ny asan'ny apostoly. Ilay biby mandady sy mikisaka isan-karazany izay nolavin'i Petera hohanina satria fady ara-pivavahana mazava loatra! izay nodiovin'Andriamanitra hoy ny teny niverina in-telo...sa tsy misy an'izany ny ao amin'ny baibolinareo? samihafa izany ny baibolintsika raha izany k-ty