666
281. Veloo
(
22/03/2006 01:59)
misy ko ry marovezo ilay oe mitady ny atokom-pinoana izay tena milaza sy mampiseo ny fahamarinana a sy ny tena manaraka tsara ny baiboly a:wink:
282. xxx
(
22/03/2006 02:21)
marozevo:
Ho an'i xxx dia izay izany no izy koo ... Tsy ny antokom-pinoana no mahavonjy fa ny finoana.
izaho io xxx io. Tsy hevitro io fa ara-baiboly; ahoana hoy i Jesoa? "Ny finoanao no nahavonjy anao, mandehana ary aza manota intsony"
raha ireo antokompinoana eto Madagasikara ireo indray dia tsy misy ametrahako fanantenana na dia kely aza. tsarovy io teniko io rehefa tonga ilay andro itenenan'i Jesoa aminy hoe: "Tsy mba fantatro akory hianareo hatrizay hatrizay; mialà amiko, hianareo mpanao meloka."
283. jentilisa
(
22/03/2006 06:23)
aleo ary aho hiteny. Ekena fa manana ny finoana ny olona, saingy ny fiangonana no mpitaiza voalohany indrindra io finoana io. Tsy mety ho mafana mandrakariva io fioana io raha tsy ny fiangonana no manafana azy. Noho izany: singa lehibe eo amin'ny fampitomboana ny finoana ny fiangonana.
284. dadabe
(
22/03/2006 12:22)
nefa zah aty chine tsy misy fiangonana advantista aty , nefa zah mafana rery ato :°)
286. marozevo
(
23/03/2006 00:36)
Tsy lavina fa niteny an'io lazainao io i Kristy ry xxx. Fa izaho ange tsy manohitra an'izany eh... Ao amin'ny Fiangonana katolika no ivelomako an'izany, ka inona no olana.
Fa i xxx dia tena olona tonga lafatra be mihitsy, satria ho azy dia "tsy misy ametrahany fanantenana ireo na dia kely aza"... Ko inona moa no azo atao anao fa dia mirary anao mba hahita an'izay hanetrahanao ny fanantenanao. Asa na aiza no misy an'izany na aiza aloha, rehefa tsy any M/kara.
Fa izaho kosa anefa mampahatsiaro anao fa i Kristy koa nilaza hoe "Izay mandray anareo mandray ahy, izay manamavo anareo manamavo ahy".

287. xxx
(
23/03/2006 01:35)
marozevo:aza mandika vilana :)
Fa i xxx dia tena olona tonga lafatra be mihitsy,
marozevo:Kristy no ametrahako fanantenana ary Izy irery ihany, misaotra anao amin'ny firarian-tsoa :)
satria ho azy dia "tsy misy ametrahany fanantenana ireo na dia kely aza"... Ko inona moa no azo atao anao fa dia mirary anao mba hahita an'izay hanetrahanao ny fanantenanao.
marozevo:"Ary hitady Ahy hianareo, dia ho hitanareo Aho, raha katsahinareo amin'ny fonareo rehetra" Jeremia 29:10
Asa na aiza no misy an'izany na aiza aloha, rehefa tsy any M/kara.
marozevo:iza ilay ianareo? ataoko angamba fa tsy olona adalam-bola sy tia voninahitra sy ny politikan'izao tontolo izao ireo olona nataon'i Kristy an'izany:-D
Fa izaho kosa anefa mampahatsiaro anao fa i Kristy koa nilaza hoe "Izay mandray anareo mandray ahy, izay manamavo anareo manamavo ahy".
289. marozevo
(
23/03/2006 02:21)
xxx > Tsy adala mihitsy ny Ntaolo nilaza hoe, raha olona iray no nangalatra akoho, tsy Ialasora iray vohitra no melohina.
Sy ny hoe "Saonjo iray lohasaha, tsy ilaozan'izay hamarara".
Nefa diso aho, fa araka ny hevitr'i xxx zany dia adalam-bola sy tia voninahitra ary politikan'izao tontolo izao ianareo rehetra mpitondra fiangonana ankehitriny, satria tsy misy azo ametrahana fanantenana na iray aza. Miovà ianareo !!

290. xxx
(
23/03/2006 03:09)
dadabe:
xxx> dia iza izany noi adalambola sy tia voninahitra ...???
tsy aleo ve avadika ilay fanontaniana fa toa lava be ilay lisitra radada. :lol: iza no tsy adalam-bola sy tsy tia voninahitra ary tsy miray petsapetsa amin'ny politikan'izao tontolo izao amin'izy ireo?
291. jentilisa
(
23/03/2006 05:44)
Dia manontany aho hoe inona ny pôlitikan'izao tontolo izao tianao lazaina? Tsy mahazo manao pôlitika ve izany ny kristiana dia ny devoly sy ny zanany ihany no mahazo mitondra? sa afa-mandray anjara amin'ny fitantanana ny fitondrana ihany ny kristiana?
mifankataiava hoy ny tompo fa izany no ahalalan'ny olona hoe mpianatro ianareo. Koa raha kristiana manenjika ny kristiana hafa midditra amin'ny sehatra pôlitika moa manaraka ilay baikon'ny Tompo hoe mifankatiava? Tsy mampiseho ny mahampianatry ny Tompo mihitsy izy raha izany!

292. dadabe
(
23/03/2006 09:06)
hummm ny olona rehetra anie samy tia vola e, na zah aloha tia vola e, satriko handray vola be isan'andro fa saingy izao ny ahy tiko hanitarana ny fanjakan'Andriamianitra , de ny anao (xxx)ataonao inona ??
295. jentilisa
(
23/03/2006 14:16)
Ny azy izany dia ny vola no lazainy hoe 666 e! saingy tokony handahatra izany izy ary hojerena! ilay momba an'i Solomona nomena talenta volamnena isantaona 666 ve?
296. xxx
(
23/03/2006 21:12)
xxx hafa io 666 ambony io.
i Kristy ry Jentilisa dia efa namerimberina ny valim-panontanianao! fantaro fa misy karazany 2 ny fanjakana: ny fanjakan'izao tontolo izao sy ny fanjakan'ny lanitra. mifanohitra tanteraka ireo.
jentilisa:
Dia manontany aho hoe inona ny pôlitikan'izao tontolo izao tianao lazaina? Tsy mahazo manao pôlitika ve izany ny kristiana dia ny devoly sy ny zanany ihany no mahazo mitondra? sa afa-mandray anjara amin'ny fitantanana ny fitondrana ihany ny kristiana?
i Kristy ry Jentilisa dia efa namerimberina ny valim-panontanianao! fantaro fa misy karazany 2 ny fanjakana: ny fanjakan'izao tontolo izao sy ny fanjakan'ny lanitra. mifanohitra tanteraka ireo.
jentilisa:ny hoe mifankatiava akory tsy avy hatrany dia midika ho fandraisana anjara amin'ny "ratsy" ataon'ny hafa. tsy mbola tsapantsika mihitsy fa anisan'ny fitiavana koa ny fananarana amin'ny tsy mety ataon'ny olon-kafa.
mifankataiava hoy ny tompo fa izany no ahalalan'ny olona hoe mpianatro ianareo.
jentilisa:hitanao eto izao fa heverinao fa fanenjehana foana ilay fitenenana ny tsy mety :-D
Koa raha kristiana manenjika ny kristiana hafa midditra amin'ny sehatra pôlitika moa manaraka ilay baikon'ny Tompo hoe mifankatiava?
jentilisa:mampiseho ny maha mpianatry ny Tompo ve ny fandraisana anjara amin'ny ratsy ataon'olon-kafa, sa ny fananarana azy tsy hanao izany? :-D
Tsy mampiseho ny mahampianatry ny Tompo mihitsy izy raha izany!
297. xxx
(
23/03/2006 21:37)
dadabe:
hummm ny olona rehetra anie samy tia vola e, na zah aloha tia vola e, satriko handray vola be isan'andro fa saingy izao ny ahy tiko hanitarana ny fanjakan'Andriamianitra , de ny anao (xxx)ataonao inona ??
katsaho aloha ny fanjakan'ny lanitra dia manaraka ho azy ny rehetra.
298. Veloo
(
23/03/2006 23:42)
ahona no fomba hikatsahana ny lanitra raha tsy manaraka ny baiboly atsakany sy andavany isika?:-D:-D
299. xxx
(
24/03/2006 00:23)
Veloo:marina mihitsy io teninao io veloo an!
ahona no fomba hikatsahana ny lanitra raha tsy manaraka ny baiboly atsakany sy andavany isika?:-D:-D
300. dadabe
(
24/03/2006 03:03)
ahan azoko ka , fa mba mivoaha tao moa toi e, tsy misy mahamenatra anie eto fa samy namana daholo e:D