DIDY FOLO
162. Achia
(
24/02/2006 05:02)
aona mo le oe mandavorary e . De lasa ny sitraponysika ndray zany no atao ve satria ze teny mafinaritra tsika ao ihany no raisina
163. jentilisa
(
24/02/2006 08:43)
efa vovoka(lavenona) ve dia mbola kitay ihany? mba ny entona ahay no mety atao kitay gaza! fa ny menaka koa anie mahamendy laoka e!
fa olombelona iza ny tsy may raha tratran'ny afo?
fa olombelona iza ny tsy may raha tratran'ny afo?
166. Beinjy
(
24/02/2006 16:04)
Raha miverina kely @ lohaevitry Diamondra ery ambony de zao ngamba ny baiboly ihany no tokony hipetrahan' ny fanotaniana , fa ny teny dia milaza fa ny fahadisoana ny iray @ireo dia hitovizana daholo ka mety tsy misy maha maivana sy mavesatra angamba
167. marozevo
(
25/02/2006 00:17)
Achia:
aona mo le oe mandavorary e . De lasa ny sitraponysika ndray zany no atao ve satria ze teny mafinaritra tsika ao ihany no raisina
I Kristy anie no mpandavorary eh... Izy no nilaza izany. Isika tsy hoe manao izay mahafinaritra antsika fotsiny, fa mandavorary araka ny toromarika avy amin'i Kristy.
Fa rehefa tsy araka ny hevitr'Andriamanitra ny asantsika dia io hita io ny vokany : Ady, tontolo iainana simba, famonoana olona, halatra sns...
DFidy lava dia lava, sady feno hoe "AZA", no nolavorarian'i Kristy amin'ny hoe MIFANKATIAVA. Fandavorariana ve hihoatra an'izany.
168. dadabe
(
25/02/2006 07:03)
fa ny filazan'i KRISTY hoe mifankatiava ianareo tahaka ny nitiavako anareo aloha tsy mahafoana ny didy retra izay nomen'ny Rainy azy e, sa....... asa aloha e
169. Beinjy
(
25/02/2006 19:29)
Ehh aoka fa misy fahamarinany zany saria iKristy efa niteny ho (lazaiko @areo marina tokoa tsy tonga hand rava ny lalana aho fahanatanteraka ,tsy misy lalana foana na tendrotsoratra iray aza ) tsy haiko le toko sy andininy fa mba jereo ze mahita
170. marozevo
(
26/02/2006 00:09)
Ry dadabe koa efa lazaina fa hoe tsy misy nofoanana anie ny didy na dia tendrona "i" aza eh. Amin'ny teny grika dia misy teny any ambany ny tsindrin-peo, tsy voasoratry ny machinanntsika. Na io aksan ambany io aza dia tsy ho foana. Tsy foana ny didy fa nolavorariana eh.
172. Veloo
(
26/02/2006 16:48)
o ry dadabe ahna ary ty?
ka na ianao ary tsy mahazo azy ko tsy izany ve no hanaovako oe8O
:roll::roll::roll::roll:
kita fa tsy misy resaka azo atao intsony ko rehefa tsy mazava atrery ambony dia avela amin'izay...
It's not worthy....
manomboka tsy azoko le resaka
veloo io inajy le manenjika statistika fotsiny
ka na ianao ary tsy mahazo azy ko tsy izany ve no hanaovako oe8O
:roll::roll::roll::roll:
kita fa tsy misy resaka azo atao intsony ko rehefa tsy mazava atrery ambony dia avela amin'izay...
It's not worthy....
174. marozevo
(
28/02/2006 00:27)
Tokony hanaja Sabata ka... Ngah moa hatrizay nisy niteny hoe tsy tokony hanaja sabata?
177. dadabe
(
02/03/2006 16:07)
oujyy zavatra 2 samihafa ireo ramaro a
tsy misy ny olana retsy a:°)
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 27-02-2006 19:46:20
Lohateny : Re : DIDY FOLO
oy i dadabe
Voalaza teo :
veloo io inajy le manenjika statistika fotsiny
ka inn ny olana
tsy misy ny olana retsy a:°)
180. Veloo
(
03/03/2006 16:23)
za angaha tezitra? :roll:
8O = gaga raha tsy mahay ny dikan'io i ledada :-D:-D
8O = gaga raha tsy mahay ny dikan'io i ledada :-D:-D
