Refa tafiditra @ sabata enao de ho fantatrao ny dikan'ny hoe mibata entana sy mandrehatra afo fa tsy ara bakiteny tsony zany ny arabakiteny @ reny fomba iren,y no foana ary diniho tsara fa tsy mitovy ny didy ,lalana ,sy fomba mizaea samy manana ny toerany ireo fa aza afangaro Tena voaray ao anatin'ny sabata ny jentilisa jereo ao @ Isaia 56 /6 : fa ny hafa firenena efa manaiky ho an'i Jehovah mba ho mpanompo azy .DIA IZAY REHETRA MITANDRINA NY SABATA KATSY MANAO AZY TSY HO MASINA SADY MITANA NY FANEKEKO ka jentilisa io teneniny io ka ahoana rajenty amsino ny sabatan'i Jehovah fa isika jentilisa